Tena hoe mpiandry harato marina izy
Association Sehatra Football ny Antsika
“Ny fanatanjahan-tena
no fanalahidin’ny fahombiazana,
Le Sport et la cle de reussite”
😱 🏴 Angleterre 1 vs Argentine 2 🇦🇷
13/07/2026
🔥CALNDRIER DEMI-FINALE COUPE DU MONDE 2026! 🔥
Efa vonona ve ianareo? ⚽🏆
🇫🇷 France 🆚 Espagne 🇪🇸
🏴 Angleterre 🆚 Argentine 🇦🇷
💬 Iza no ho tafita amin'ny famaranana? ataovy ao @ Coms 👇💬
Araho hatrany ny Page
05/07/2026
DINGANA AMPAHEFA-DALANA:
Hihaona amin'i Maraoka i Frantsa amin'ny Fiadiana ny Amboara Erantany 2026.
Hotanterahina ny alakamisy 9 Jolay 2026 ao amin'ny Kianjan'i Boston ity lalao goavana andrasan'ny maro ity.
Nahazo ny tapakila hiakarana amin'ny ampahefa-dalana ny roa tonta taorian'ny fandresena azony avy:
Nandresy mazava an'i Kanada 3 noho 0 i Maraoka raha toa ka nahavita nanilika an'i Paragoay 1 noho 0 kosa i Frantsa, tamin'ny alalan'ny penalty nampidirin'i Kylian Mbappé.
Association Sehatra Football ny Antsika
04/07/2026
Baolina be ity!
🇪🇸 Match : Portugal vs Spain 🇵🇹
Alatsinainy 6 Jolay 2026
Iza no alainao ?
29/06/2026
21/06/2026
Mirary fety sambatra ho an'ny Ray rehetra , izay manao ny ainy tsy ho zavatra ho an'ny fianakaviany
12/06/2026
🚩 TAPITRA NY LALAO :
MEXIQUE 🇲🇽 2-0 🇿🇦 AFRIQUE DU SUD
🟥 ×3 KARATRA MENA
Ahoana ny fahitanao ny lalao, indrindra eo amin’ny resaka mpitsara?
11/06/2026
🔴 Mexique 🇲🇽 vs 🇿🇦 Afrique du Sud !
Quel est ton Pronostic pour ce match ?
30/05/2026
Tompondaka fanindroany tamin’ny fifaninana baolina kitra « Ligues des Champions » ny « Paris Saint-Germain » na ny PSG. Resin’izy ireo teo amin’ny fandakana « tir au but »ny ekipan’i Arsenal,izay nitarika ny isa tamin’ny fizaram-potoana voalohany.
Click here to claim your Sponsored Listing.