23/05/2026
Football🥰…..No limit⚽️❤️
KITRA LOHA 💪🫵🏻
23/05/2026
Football🥰…..No limit⚽️❤️
23/05/2026
24 Mey 2026
KIANJA RADiMISOA ( Soavinandriana)
Eny ndray miona 🤝⚽️,, Alefsa AJSA ⚽️
06/05/2026
Tss resy ts miady 💪⚽️
28/04/2026
Iny alou vokatra 😞,,Fa ady mbl ts vita 💪
Score AJSA 1 - 2 As MIX
11/04/2026
OUVERTURE ⚽️🤝,,
10/04/2026
Calendrier tsika 🤝💛🤍,,
25 avril 🥅⚽️
Tss resy ts miady zani ,, Raha tsy vita io ts nataonay 💪,,
De misaotra nareo teo faona ry mpakafia 🤝,
Tena makasitra indrindra 🤝🥰,,
aza mahay fa anome tsara indrindra izay Fc AJSA (Mananasy) ,,
KITRA ALOHA ⚽️
10/04/2026
Rah ts vita io ts nataonay 🤝💪,,
📢📢 amin'izay ary eeee📢📢
NY Sabotsy 25 APRILY izao manomboka amin'ny 1ora Folakandro eo amin'ny terrain Antaboaka AMPEFY ny LALAO FANOKAFANA ny tournoi OPEN HANOVA IV.
Araho hatrany ny pejy fa ho fantatra tsy ho ela eto ireo EKIPA hiakatra kianja voalohany.
Lalao ho feno fifaliana sy fitiavana ary firaisan-kina 🥰.
10/04/2026
Tairo alef les e!,,
⏳Ireo EKIPA hifandona amin'ny 1/8 de FINALE ny Tournoi OPEN HANOVA IV.
🏟️ Terrain Antaboaka AMPEFY
Manomboka ny Sabotsy 25 APRILY izao ny lalao ary tsy hifarana raha tsy ny Alahady 23 Aogositra.
⚠️Aza adino fa isakin'ny Match dia hisy fisarihina mety ahazoana loka maro samihafa , amin'ny alalan'ny tapakila fidirana.
Amboaro dien'izao ny fandaharam-potoana.
📌Ity ny lien ny vidéo nanaovana ny TIRAGE AU SORT 👉https://www.facebook.com/100070923434374/videos/1322252273119208/?app=fbl
📌Ity ny lien ireo listen'ny mpandray anjara misy ny toerana niaviany
24/03/2026
Tairo alefa les e💛🤝⚽️💚
16/03/2026
Akadinondry sakay ⚽️🤝
09/03/2026
Any ndray miona 🤝⚽️,,
Kitra loha 🤝⚽️⚽️