otran'izao izany ambiance izany 🫣 ho anareo izay mbola tsy taty 🫣 mafana trop oa 🙌 assuré fona oa 💯💯💯🔥🔥🔥🔥 andramo ka zahao d ho itanao 🤩🤩 oeto aty io stress bé anao io fa ts mi-smok cannabis fotsiny 🫣🤭
Fitness Gym Évolution
#CARDIO #MUSCULATION #ZUMBA #COURS_COLLECTIF Salle de sport(Fitness,musculation�,Zumba,cours collectifs)
iza no efa niverina nanitsana be androany 🫣🤭 , aza hadino ary fa mbola raikitra iany koa ny cours zumba demain à 16h00 👈, Coach Dzafar Dan 💥🔥 aza adino ary sao dia varina ao 🫣😝 fa Mbola fanitsanana be koa io 👌🙌
aza adino iany koa 👉 fa misokatra @ ora mahazatra ny salle rahampitso alarobia 27 mai 🙏🙏
18/02/2026
🔔Ao daholo ve ianareo oooooo ☺️😁 ho récupéré-tsika androany ilay programme simba tahin'ilay andro ratsy iny anhhhhh 🙏 aza hadino ary ny fotoana tsika rahariva à 16h00, fa atao milay be io anh 🥰🥰 🫶
✓ Séance 5.000Ar
🔔 ho anareo manotany oe tsy misy kotrana ve izany rehefa mandeha ny cours zumba, valiny dia non 😁 afaka mikotrana tsara fona ianareo fa tsy misy anizany kah 🥺🙏 tongava fona iany koa izay te hikotrana fa raikitra fona io anh 🫶💪🦵👌
✓ séance: 3.000Ar
✓ abonnement : 36.000Ar
✓ abonnement couple : 60.000Ar
21/01/2026
Hey Hey 🫣
sao dia taraiky fiaingana eo indray ary an 🤭
rahariva indray ny fotoana ary, oetina any @ planète hafa indray nareo androany 🤭 raikitra ary, ambiance assurée fona miaraka Dzafar Dan 🙌🙏
Ndao ary rendez-vous à
Hey les filles 🫣🫢 tandremo indray ary taraiky @ d'écolage rahampitso fa validé validé ✅🤭🥵🫣
✅raikitra indray ary, aza adino fotoana rahampitso cours zumba à 16h ny décollage ho oentina any @ maropana ambony be indray ianareo à 17h miverina eo iany 😝🤭🫣
👉Séance : 5.000Ar
06/01/2026
HEY 🥰😍
EFA VONONA TSARA VE HANITSANA NY HAZO T@ FETY OOOOOHHH 🫣😁
NDAO IARAKA AMINAY INDRAY ARY 🫵 HANITSANA IZAY AZONAREO T@'INY FETY INY EEEH 🫣 🤭
👉AZA ADINO ARY NY FOTOANA RAHAMPITSO ALAROBIA À 16H MIARAKA @ COACH Dzafar Dan FA AMBIANCE MAFANA BE FONA 💯🔥💥
👉SÉANCE 5.000ar
RAIKITRA ARY🙏
27/08/2025
ALLÔ ALLÔ 📢📣🔊
TONGA NDRAY AGNAY EEEEEEEHHH 📣!!!
ANINONA AAHH???
ANOME AMBIANSA MILAY BE HO AGNAREO OOOUUUU 🙌😁
👉AZA ADINO ARY FOTOANA ANDROANY 16H00 AVEC COACH Dzafar Dan 🤙🙏
👉SÉANCE 5.000Ar
fans
Fitness Gym Évolution
28/05/2025
mahafinaritra fona ne oa ehhhh 🥰🥰🥰 ambiance mafana bé fona na mangatsika ary ny andro anh 🥵🥱
🫵misokatra ny salle rahampitso 29 mai à 06h30 jusqu'à 12h00
👉séance 3.000ar
👉abonnement 36.000ar
🫴validé fona hiany koa ny abonnement couple / étudiants
19/03/2025
👇HEY HEY 😍🥰
EFA PARÉ DAHOLO INDRAY VÉ 🤔🤗🤩🤩🤩
RAHARIVA INDRAY NY FOTOANA ARY, AMBIANCE MILAY FONA NGEH OAH NO OMENA ANAREO🫵 REHEFA TONGA IANAREO EEEEEH 🫶🫶🫶🥰🥰🥰🥰
👉RENDEZ-VOUS CE MERCREDI À 16H AVEC COACH Dzafar Dan 💯💥🔥🥵
👉Lieu sabotsy namehana à côté station jovenna enceinte Jerry.R Lavage
Click here to claim your Sponsored Listing.