XENDER : 3 FONCTIONS INCROYABLES QUE 90% DES GENS NE CONNAISSENT PAS ! 😱📱 🔥
Maro ny tomboatsoa @ fampiasana Xender satria Ny Xander dia tsy Natao fandefasana Fichiers kara lay mahazatra antsika iny ihany !
Ireto fonctionnalités 3 anisany mampiavaka azy !
👉 Jereo hatramin’ny farany ny vidéo hahafantaranao ny fomba fiasany !
manampy anao izany, tsindrio "j'aime" 👍, commentéo 💬 ary partageo🔄
Var-TechPulse
🕵️🧑🔧🕴️🔋Formateur, Coach, Concepteur
📐🖊️"Les Maths-Info facilitent la vie 🖥️⌨️📝❤️
🫀"Le coeur de la technologie et de la formation📝"
11/03/2026
🔥Real Madrid nanao fampisehoana tao @ maison Blanche
Tena nampiseho heriny tamin’ny huitième de finale Ligue des Champions ny Real Madrid.
⚽⚽⚽ Real Madrid 3️⃣ – 0️⃣ Manchester City
Nanjaka tanteraka ny Real Madrid nandritra ny lalao, nahafaly ny mpankafy ary nandefa hafatra mazava ho an’i Eoropa fa mbola ekipa matanjaka izy ireo.
🚨🛑Mbola vita ny tantara 👀
🔁 Ny match retour dia hatao amin’ny talata ho avy izao ao @ tanin' i Manchester City.
👉 Ahoana ny hevitrao👇?
Efa akaiky ny qualification ve ny Real Madrid sa mbola afaka miverina i Man City?
Mbola ato ve atsika !!!
MT : RMA 3-0 MC
11/03/2026
Hafana izy ty androany
Real Madrid vs Man City
Iza no alainao 👇
Mbola RESAKA ihany ty
🎓🤖 Ny ho avy dia an’ireo sahy mianatra sy miditra amin’ny tontolon’ny (IA)!
Raha mbola misy misalasala…
Misy kosa ireo tanora sahy mianatra, sahy mikatsaka fahaizana, ary manangana ny ho aviny amin’ny alalan’ny teknolojia 🚀
Ity video ity dia mitantara ny dian’ny tovolahy iray nanapa-kevitra hanohy fianarana ambony eny amin’ny Oniversite, hianatra momba ny , ary hanova ny fiainany 💡
📚 Ny fianarana anio no fanalahidin’ny fahombiazana rahampitso.
💻 Ny IA dia tsy ho avy intsony… fa efa eto izao!
👉 Jereo hatramin’ny farany raha ianao koa manonofy hahomby amin’ny alalan’ny teknolojia!
28/02/2026
🌍📱 INTERNET : HERY SA LOZA? 🤔
Ao anatin’ny segondra iray…
Internet dia afaka manova ny fiainanao.
Afaka mitondra anao ho amin’ny :
✨ Fahalalana vaovao
✨ Fahaiza-manao ambony
✨ Asa tsara kokoa
✨ Fahombiazana sy ho avy mamirapiratra
KANEFA… afaka mandany ny fotoananao 😔
- Mampatory nofy…
- Mandrava tanjona…
- Mahatonga fiankinan-doha…
❗ Ny fanontaniana mipetraka Ary dia zao:
IANAO VE NO MIFEHY NY INTERNET, SA INTERNET NO MIFEHY ANAO?
👉 Ny olona mahomby dia mampiasa Internet hianarana.
👉 Ny olona hendry dia mampiasa azy hananganana ny hoaviny.
👉 Ny olona manana tanjona dia tsy mandany ora maro amin’ny zavatra tsy misy vokany.
⏳ Ny fotoananao dia sarobidy.
Aza avela ho very fotsiny amin’ny scrolling tsy misy farany.
🔥AMPIASAO INTERNET :
– Hianarana
– Hamoronana
– Hahazoana vola
– Hanatanterahana ny nofinao
💬 Lazao amin’ny commentaire 👇:
“IZAHO no mifehy ny Internet” 💪🔥
Ary zarao ity hafatra ity raha mino ianao fa afaka manova fiainana ny fahendrena amin’ny fampiasana Internet. 🌍✨
🎬✨ OVAY HO PREMIUM NY ÉCRAN-NAO !
Fantatrao fa afaka mametraka vidéo TikTok ho fond d’écran animé ianao ? 😳🔥
Nataoko ho anao ity vidéo tutoriel tsotra ity hahafahanao manana fond d’écran mihetsika, manara-penitra ary miavaka arak Zay tianao ao anatin’ny segondra vitsy 💥📱
⚡ Maimaim-poana 100%
⚡ Mora atao
⚡ Effet WOW azo antoka 😎🔥
Jereo hatramin’ny farany ilay vidéo dia andramo avy hatrany ! 👀
Lazao amin’ny raha met taminao 👇
❤️ Ataovy Like – 💾 Tehirizo – 📲 Zarao amin’ny namanao
🚀
27/02/2026
🏆✨ LEAGUE DES CHAMPIONS 2026 – DINGANA 1/8-DALAM-PAMARANANA ✨🏆
Efa nivoaka ny valin’ny antsapaka… ary tena Hafana ny fifanandrinana! 💥🔥
Ady goavana, klioba matanjaka, ary tanjona iray ihany: hiakatra any amin’ny ampahefa-dalana 1/4 , antsa-dalana 1/2 Ary lalao famaranana (Final) ka hibata ny ⚔️
⚽ PSG 🆚 Chelsea
⚽ Galatasaray 🆚 Liverpool
⚽ Real Madrid 🆚 Man City
⚽ Atalanta 🆚 Bayern
⚽ Newcastle 🆚 Barcelone
⚽ Atlético 🆚 Tottenham
⚽ Bodo/Glimt 🆚 Sporting
⚽ Leverkusen 🆚 Arsenal
Iza no heverinao handresy sy hitondra ny amboara? 🏆🔥
Soraty eto ambany ny vinavinao 👇
!
20/02/2026
Ireto misy fitaovana IA mety afaka hanampy anao Ary hanamaivana ny fasahiranana na fahasarotana manoloana fanaovana zavatra iray ! 💡
🚨NB: TANDREMO : "IA peut se tromper"🛑🚨
Iza amin’ireo fitaovana IA ireo no efa nampiasainao, ahoana ny fahitanao Azy 👇👇?
Andao Ary! Lasa antsika !
2.0
Ireto mis vidéo maro natambatra vita t@ 2.0
Mazotoa mijery : marary fo ihany ireo orinasa pamorona mahita an'zao a ! 🤣🤣🤣🤣!
Ao commentaire ny lien ny source :
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
619