31/08/2026
HAPPY BIRTHDAY RACAP🍾⚽
🎉 Joyeux Anniversaire ATTAQUANT POLYVALENT Olidain Gilbert ! ⚽(Dit OL7)
Andro manokana ho an’ny iray amin’ireo mpilalao manan-danja ao amin’ny androany.
Ny ekipa sy ny fianakaviana manontolo dia mirary fahasalamana ho anao , fahombiazana ary fandresena maro eny an-kianja sy amin’ny fiainana.
Enga anie ity taona vaovao amin’ny fiainanao ity hitondra goal maro, victoire maro ary moments de gloire miaraka amin’ny ekipa.
🔥 Mirehareha manana joueur toa anao ny .
🎂 Bon anniversaire Olidain Gilbert🍾
âš˝ Continue Ă briller sur le terrain.
17/08/2026
FÉLICITATIONS 🎉 milieu du terrain manandaja ao amin'ny MORO CLUB AMBODIADABO LUCIENDO 🎉 miarahaba anao zahay namanao jiaby ato @ CLUB TONGAVA AMIN'NY TANJONO HIRIGNY👊🎉
17/08/2026
FÉLICITATION ZAY VEHIVAVY TSY MBA MAGNARY NY CLUB AMINY FITIAVANY PAPA NAZY IZY ZANAKA NY PRÉSIDENT NY CLUB NY TEAM MORO_CLUB_AMBODIADABO DIA MANOME VONINAHITRY ANAO AMINY ZAO FAHAFANAO FANANDINAM_PANJAKANA BACCALAURÉAT ZAO ENCORE FÉLICITATIONS 🎉
: 👊
16/08/2026
MAKASITRAKA ANAREO NAGNOTRONO ZAHAY🙏🏻✊
✊
👊⚽🙏🏻
11/08/2026
MBO ho fanomanana ny saison 2026/2027 dia ny MORO club ambodiadabo dia manomana hetsika fitadiavam_bola aminy samedi 15 août 2026 h av zao Mikarakara baliny lehibe zay atao eto antoerana hiana ka manasa atsika vaohoaka manodidina ny tanana mba hanotrona zay fety mbo hikarakarainay zay matoky ny fahatonganavanareo izahay 👊🎼
12/07/2026
MORO club ambodiadabo ❤⚽👊