19/05/2026
💥💢 Andao amzay handeha ny communauté miaraka amzareo ... rendez vous á .
Ataovy ara-dalána ny motoanao de andao iaraka anao sortie any Ranomafana ...
- Piscine
-Visite parc
- Cascade etc
Depart 24 Mai á 6h rond point fangato
Point de rencontre á 8'30 Irondro
Retour 25 Mai
- chaussures fermé obligatoire
- casque Obligatoire (tsy mety casque pot)
Vitesse tsy misetrasetra
Nb : Samy mijery depense'ny. 😉
Plus d'info : MP
19/04/2026
Ireto ireo Fifandraisana tsara ho fantatra eny andalana rehetra milahatra maro ..
Ny lohany no Mitarika Ary mampita azy amin'ny aoriana .. tsara ho tadidiantsika ireo fa efa ho avy ny Randonné antsika 317 💪
19/04/2026
Miarahaba antsika rehetra eto amin'ny Pejy 2Roue 317 ..
Ity Pejy ity dia natao ho antsika rehetra Mpankafy 2Roue eto Mananjary mba hampiray antsika , hifanampiantsika sy hifampianarantsika .
Ireto avy no ho hitantsika eto.
✅ Fizarana ny tsara ho fantatra amin'ny Moto antsika
✅ Fifanampiana sy fifanabeazana amin'izay tsara ho fantatsika manodidina n'y fitondrana mba ho ara-dalàna tsara hisorohana n'y loza
✅ Fiarahana mankafy n'y tontolo miaraka amin'ny 2Roue
✅ Fitondrantsika amin'izay Tandrify antsika amin'ny fampandrosoana ny tanàna.
💥Manasa anao hanaraka tsy tapaka n'y Pejy fa hisy fifampizarana isan'andro eto.
♦️Tiavo ny Pejy , asao n'y namana hanaraka .