ASPTT

ASPTT

Share

ASPTT MANANJARY ๐Ÿ’›๐Ÿ’™
Association sportive Port Tanambazaha Tsimanavaka ๐ŸŸก๐Ÿ”ต

Photos from ASPTT's post 05/07/2026

Fin du match
ASPTT ๐Ÿ”ต 1 - 5 ๐Ÿ”ด COSFA
Niady hatraminโ€™ny farany ny ekipa, tapitra hatreo ny dia tsika taminโ€™ity yas coupe de Madagascar teo aminโ€™ny 1/8 de final, isaorana ny mpilalao tsirairay nanao ezaka, ny staff rehetra ary mpanohana teo fona.

๐Ÿ’™๐Ÿ’›

05/07/2026

2eme mi-temps
COSFA- AS PTT ๐Ÿ’™๐Ÿ’›

05/07/2026

1er mi-temps
COSFA 2- 0 As PTT ๐Ÿ’™๐Ÿ’›

05/07/2026

Yas coupe de madagascar 1/8 de final
ASPTT vs COSFA ๐Ÿ’™๐Ÿ’›

19/06/2026

๐Ÿ†๐ŸŸก YAS COUPE DE MADAGASCAR 2026 ๐ŸŸก๐Ÿ† โš”๏ธ 1/8 DE FINAL
Vita ny tirage au sort !
๐Ÿ”ต ASPTT ๐Ÿ†š COSFA ๐ŸŸข
๐Ÿ“… 05 Juillet 2026
๐Ÿ“ Antananarivo

Any Antananarivo indray no hanohy ny dian'ny ekipantsika amin'ny YAS Coupe de Madagascar. Vonona hiaro ny voninahitran'ny faritra sy hanohy ny aventure izahay. โšฝ๐Ÿ†

๐Ÿ’™๐Ÿ’› Alefa ASPTT! ๐Ÿ’›๐Ÿ’™

๐—ฌ๐—”๐—ฆ ๐—–๐—ผ๐˜‚๐—ฝ๐—ฒ ๐—ฑ๐—ฒ ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ฐ๐—ฎ๐—ฟ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฒ
๐—›๐˜‚๐—ถ๐˜๐—ถ๐—ฒฬ€๐—บ๐—ฒ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—ณ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—น๐—ฒ

Toa izao ร ry ny fandaharan-dalaon'ny 1/8n-dร lana.
Ho tontosaina ny 05 jolay ho avy izao ny lalao.



13/06/2026
Photos from ASPTT's post 12/06/2026

๐ŸŽ‰โšฝ ANNIVERSAIRE RACAP Lariel Andriatsimanahirana ๐ŸŽ‰โšฝ
Joyeux anniversaire, Lariel ! ๐ŸŽ‚๐Ÿฅณ
Toute lโ€™รฉquipe te souhaite beaucoup de bonheur, de rรฉussite, une excellente santรฉ et de nombreuses bรฉnรฉdictions. Continue ร  travailler avec sรฉrieux et dรฉtermination pour atteindre tes objectifs et aider lโ€™รฉquipe ร  aller toujours plus loin. ๐Ÿ’ช๐Ÿ’™๐Ÿ’›
๐ŸŽ‰ Joignez-vous ร  nous pour souhaiter un trรจs joyeux anniversaire ร  Lariel ! ๐ŸŽ‚๐ŸŽ
๐Ÿ’™๐Ÿ’› Allez ASPTT ! ๐Ÿ’™๐Ÿ’›

----------------------------------

๐ŸŽ‰โšฝ ANNIVERSAIRE RACAP LARIEL โšฝ๐ŸŽ‰
Joyeux anniversaire Lariel! ๐ŸŽ‚๐Ÿฅณ
Mirary fahasalamana, fahombiazana ary fitahiana ho anao izahay. Tohizo hatrany ny ezaka ho anโ€™ny ekipantsika ary enga anie ho tanteraka avokoa ny tanjonao rehetra. ๐Ÿ’ช๐Ÿ’™๐Ÿ’›
๐ŸŽ‰ Ndao ary isika rehetra hiarahaba sy hirary soa anโ€™i Lariel aminโ€™izao tsingerintaona nahaterahany izao! ๐ŸŽ‚๐ŸŽ
๐Ÿ’™๐Ÿ’› Alefa ASPTT! ๐Ÿ’™๐Ÿ’›

๐ŸŸก๐Ÿ”ตโšฝ

11/06/2026

Miandry ampitoniana ny fivoahan ny calendrier manaraka isika ASPTT sy izay mety ho adversaire tsika aminy lalao yas coupe de Madagascar, Tohizo foana ny kotrana na ara morale na ara physique fa isika ASPTT no solontena ny V7v amity lalao fifaninana yas coupe ity ๐Ÿ™๐Ÿ’ช๐Ÿฅฐ

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Mananjary?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Tanambazaha
Mananjary
317