03/06/2026
🛑 VOKA-DALAO ANDROANY ⚽
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ASIEF Fitovinagny, Sport & recreation, Tanambao, Manakara.
03/06/2026
🛑 VOKA-DALAO ANDROANY ⚽
03/06/2026
🏀 ity ary ny lalao basket-ball androany
Ka tongava hanoagna gny ekipatsika
🛑 Eo amin'ny terrain commune gny fotoana 🏀
02/06/2026
02/06/2026
🛑🛑 Avy nijery BAREA androany da an'itoa koa ampitso
👉 Egny @ terrain Camp Miaramila gny fotoana ⚽
29/05/2026
♦️Ity ary ny fandaram-potoana manaraka ⚽
Tongava maro da tahio gny ekipanao 🛑
📢📢📢📢📢📢📢
Manasa anareo rehetra ny ASIEF Fitovinagny amin’ny fanokafana ofisialy Rampitso 29/05/26 amin’ny 14 ora.
*Fandaharam-potoana :*
14h :Fahatongavana
eo anoloan'y Gare FCE
eo no Hiala ny karnavaly an-tongotra
🛣️Lalana : Gare FCE → Lapan’ny Tanà na → Bazar Tanambao → Fihaonan-dalana Gendarmerie → Hotel La Vanille → Eo anoloan’ny Kianja Lapan’ny Tanà na.
✓Manatena ny fahatongavantsika moro Ragnadria ary samia mitafy ny fanamiana mampiavaka azy ny service tsirairay
✓ Hisy ny Lalao gala basikety mixte – ( civil 🆚 Militaire)
Avia marobe, andao hifaly sy hiray hina !
ASIEF Fitovinagny miandry anareo.🙏🙏
28/05/2026
🛑 Voka-dalao omaly