Ny fianarana any an-tsekoly sy ny football dia mpihavana
Raha mahay mampifandray azy
Fa kosa mila mianatra ary miezaka ho tsara naoty any andakilasy raha te hanohy ny football ianareo ry Zandriko
DATO ANDRÀ? AO KA!
_______
DATO KIDS Manakara
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from DATO KIDS Manakara, Sports Club, Mangarivotra ouest, Manakara.
Mifantoka
Mihaino ny fanazavana
Mampihatra ny fanazavana
Dia efa ampy hitondra anao any amin'ny fahombiazana amin'ity zavatra boribory ity
DATO ANDRÀ? AO KA!
_______
Dato kids Manakara
16/11/2025
Dato kids Manakara
Mijoro hatrany 💪
Fandaharampotoana isaky ny asabotsy
11H00-12H00
DATO ANDRÀ? AO KA!
———
20/07/2025
| | |
Raha ny vokatra moa dia toy izao ny antsika
U15 raraka teo @ figanintsanana 4pts toy izay koa ny u9 2pts
Nihitsana teo lalao famaranana ny u11 nanoloana an'ny Mananjary 1-0
Raha tir au but no nampihitsana ny u13 taika
Efa dingana lehibe izay fa zavadehibe dia ny nahazoana lesoka sy fifanakalozana traikefa nanoloana ny Adversaire maro samy hafa
Isaorana ianareo Rayamandreny rehetra tamin'ny fanampiana na dia somary nifanenjikanjehana tamin'ny fandaminana rehetra
Nahafinaritra ny fiarahana taty Fianarantsoa ny zaza moa amin'ny Ankapobeany dia nanaraka ny fandaminana sy ny lamina napetraky ny Mpanazatra roalahy
Mankasitraka antsika rehetra mpanaraka ny Page Dato kids Manakara sy mpanohana rehetra
Mankasitraka ny President DATO Football Club Velomihoatra Painchard t@fanotronana fa faly tokoa izay indrindra ny fampanantenana nomenao anay agny igny 🙏🙏🙏🙏
DATO ANDRÀ? AO KA!
———
16/07/2025
| DATO KIDS TOURNAMENT EDITION 3 |
Fianarantsoa
Toy izao ndray ary ny vokadalao rehetra androa faharoa
11:00 u13 Ajsv 2-2 dato kids Manakara
11:00 u9 dato kids farafa 0-0 ascuf
11:30 u15 Dato farafa 0-0 Ajsv
12:00 u11 dato kids farafa0-1dato kids manakara
12:00 u11 Ajsv 1-0 Ascuf
12:30 u9 Ajsv 3-1 Ascuf
13:00 u13 dato farafa 1-2 dato manakara
13:00 u9 dato kids manakara 0-1 dato kids farafa
15/07/2025
Ny vokadalao rehetra nandritra ny andro voalohany androany
Faharesena 1 no 0 ny antsika teo u15 manolona ny AJSV MANANJARY
Sahala 0-0 kosa ny 9 sy u11 nanoloana ny AJSV MANANJARY
Fa ny u13 najanona nohon ny toetrandro malaky alina nanoloana ny AJSV MANANJARY
Mardi :16h-18h
Mercredi :11h-14h
Jeudi 7h30-09h :16h-18 h
Vendredi :6h-9h
Samedi : FINALE
Dato kids Manakara
Toy izao tompoko ny fandaharampotoana
Lalao androany ao ampasambazaha
16:00 Ascuf fianar Dato kids farafangana
Score u15 (0-1)
Score u11 (0-0)
16:30 Ajsv Mananjary-Dato Kids Manakara
Score u15 (1-0)
Score u11 (0-0)
17:00 Dato Kids Manakara - Ajsv Mananjary
Score u13 (annulé)
Score u9 (0-0)
17:30 Ascuf Fianar - Dato Kids Farafangana
Score u13 (annulé)
Score u9 (0-0)
Isaorana ny rayamandreny tonga nanomehery ny zaza taty fianarantsoa
12/07/2025
FIANARANTSOA
Hanainga androany ny DATO KIDS MANAKARA
Hanatrika ny tournois isantaona
Any Fianarantsoa fotoana
DATO ANDRA? AOKA!
27/06/2025
miverina amin'ny laoniny amizay ny kotrana isaky ny sabotsy hoan'ny Dato kids Manakara
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Manakara