đFinal coupe Omby Vondrakyđ
FC 11 Calme vs FC Melaky (Texas)
ASBM
Association Sportive Basian'i Melaky
23/02/2026
Match amical AS Basian'i Melaky vs FIP Maintirano
Jeux Ă 7 suivi de victoire de l'ASBM face aux FIP Maintirano
Nous remercions chaleureusement lâĂŠquipe du FIP Maintirano pour le partage dâexpĂŠriences enrichissant avec lâĂŠquipe ASBM.
Nous encourageons ĂŠgalement tous les clubs de football de Maintirano Ă organiser des rencontres amicales avec lâASBM afin de favoriser les ĂŠchanges dâexpĂŠriences, renforcer la solidaritĂŠ sportive et promouvoir le dĂŠveloppement du football local.
â˝ Ensemble, faisons progresser le football Ă Maintirano !
Lalao ara-pirahalahiana AS Basian'i Melaky vs FIP Maintirano
Lalao 7 isa ka nifarana taminâny fandresenâny ASBM manoloana ny FIP Maintirano.
Misaotra indrindra ny ekipanâny FIP Maintirano taminâny fifampizarana traikefa sy fiaraha-miasa nahafinaritra niaraka taminâny ekipanâny ASBM.
Manentana ihany koa ireo klioba baolina kitra rehetra eto Maintirano mba hanao lalao ara-pirahalahiana miaraka aminâny ASBM, ho fampiroboroboana ny fifampizarana traikefa, fanamafisana ny firaisankina ara-panatanjahantena ary fampandrosoana ny baolina kitra eto an-toerana.
â˝ Andao hiara-hampandroso ny baolina kitra eto Maintirano!
16/02/2026
đŁ LIGUE FOOTBALL BOENY
đ Championnat D1 â 2026 â 1Ęłáľ JournĂŠe
â˝ď¸ AMFC vs FC JOCKER -
đ Stade Rabemananjara â Mahajanga
Un match très bien maĂŽtrisĂŠ par lâĂŠquipe de lâAMFC, qui sâimpose 4-1 face Ă FC Jocker ! đđĽ
Buts :
â˝ď¸ DJAIDI Attoumany â 13â, 17â, 70â
â˝ď¸ Odon Emilien â 46â
âď¸ Une performance remarquable de la part de nos attaquants et une belle victoire inaugurale pour commencer la saison ! đŞâ˝ď¸
đŁ Allez AMFC đ˛đŹ ! Vers une grande saison !
14/02/2026
ASBM 2 # 3 FC 11 Calme
05/02/2026
Nifarana tamin'ny salan'isa FC ANKOAY 3: 2 ASBM, ny fifandonana tamin'ny Asabotsy faha 31 Janoary 2026â˝.
Maro ny lesoka fa tsy hatao mahakivyđŞ kosa izany ary mbola vonona hanohy ny lalao ny ASBM.
Misaotra antsika Mpankafy rehetra.đ
29/01/2026
Ny Kontranađââď¸ ny ASBM ny androany â˝
28/01/2026
đââď¸Manamafy ny kotrana hatrany ny Fikambanan'ny Mpanao fanatanjahantena Basian'ny Melaky entina hanatrika ny Match amin'ny Sabotsy hoavy izao.â˝
Click here to claim your Sponsored Listing.