Ma colline mahitsy

Ma colline mahitsy

Share

Faly mandray anao izahay

Photos from Ma colline mahitsy's post 08/03/2026

route des oeufs
🙏🥰👍 anareo rehetra nahatoky any hatrany
Ho anareo rehetra mbola tsy tety aminay tongava fa ho afa-po tanteraka nareo 👊😍😘
Misy kilalao maro isan-karazany ato ⛹️🏊🚴🤾🛝🤽
☎️ Contact : 0341853026
0341865035

28/02/2026
Photos from Ma colline mahitsy's post 12/02/2026

Salama tompoko. Efa akaiky hifarana indray zao ny herinandro tongava aty @ 🌲🌲 miala voly misy kilalao 🛝🏊🚴🤾⛹️ maro isan-karazany ato ho afa-po tanteraka nareo
Ny toerana malalaka tsara,ny rivotra madio 💨💨 tsara. Inona ary no andrasana🥰🥰🤩 raha izany tongava ary aty aminay
☎️ Contact : 0341853026
0341865035

Photos from Ma colline mahitsy's post 09/01/2026

Miarahaba tompoko
Mifarana indray ty herinandro ho anao zay Tia miala voly tongava ety aminay fa vonona handray anareo Zay eto Ma colline mahitsy
Zay hitady toerana anaovana fifampiharabana ny taona vaovao tongava fa ho afa-po tanteraka nareo, misy kilalao maro hoan'ny ankizy.
☎️ Contact : 0341865035
0341853026

Photos from Ma colline mahitsy's post 01/01/2026

Izahay eto amin'ny colline mahitsy route des oeufs, dia faly miarahaba anareo nahatratra ny taona 🗓️ #2026
Ho anareo izay hanao fifampiharabana nahatratra ny taona vaovao , , sns... tongava aty aminay fa vonona hanome ny tsara hatrany izahay.
Misy kilalao maro isan-karazany hoan'ny ankizy ato🤽🤾⛹️🚴🛝,misy piscine ihany ko 🏊🏊 Ary hoan'ny ankizy sy anolon-dehibe.
Tongava ary fa inona ndray no andrasana
☎️ Contact :0341853026
0341865035

Photos from Ma colline mahitsy's post 13/12/2025

🗓️ 13/12/2025
🌲 Mahitsy
Mankasitraka 🙏 anareo avy ao @ izahay eto aminy Ma colline mahitsy , nahafinaritra ny fiarahana 🥰😘
Ho anao zay mbola tsy tety aminay tongava fa ho afa-po tanteraka inareo ,ny toerana malalaka, ny rivotra madio tsara 🤩😍 💨
☎️ Contact : 0341853026
0341865035

Photos from Ma colline mahitsy's post 12/12/2025

Faly miarahaba anareo izahay eto @ 🌲
Tonga indray ny week-end tongava miala voly aty aminay ny toerana mangina tsara ny rivotra 💨 madio tsara,misy kilalao maro hoan'ny ankizy👯⛹️, avy manao piscine 🏊dia mandeha tyrolienne avieo
☎️ Contact :0341853026

Photos from Ma colline mahitsy's post 10/11/2025

🗓️ 08/11/25 & 09/11/25
🌲🌲 mahitsy
* STK AMBOHIDRATRIMO *MAROVATANA
*FIANAKAVIANA
*FIKAMBANANA...
Mankasitraka anareo rehetra tonga niala voly teto aminay,tena nahafinaritra tokoa ny fiarahana👊🥰
Aminy manaraka indray eh🖐️💐🥀
Eto foana izahay vonona ny hanome ny fahafaham-po ho anareo rehetra🚴⛹️🚲🤽🛝⛱️💞
Samy ho tahian'Andriamanitra isika rehetra eh🙏🙏
☎️Contact :0341865035
0341853026

Photos from Ma colline mahitsy's post 02/11/2025

🗓️02 novembre

🌲 Ma colline Mahitsy-Monastère

🙏Nafinaritra ny ambiance androany🙏🙏 Merci beaucoup

❤️ Manasa anao zay mbola tsy taty aminay ho Tonga aty,ny fandraisana mahafa-po ny toerana malalaka tsara 💨 ny rivotra madio tsara💨, reraka avy manao piscine🏊🏊 dia mande aveo🤣😋😍,🚲🚴⛹️

☎️Contact :0341853026
0341865035

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Mahitsy?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Mahitsy Vers Route Des Oeufs
Mahitsy

Opening Hours

Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00
Sunday 08:00 - 17:00