Dato Akademy Football Mahazaza

Dato Akademy Football Mahazaza

Share

Dato akademy Mahazaza

Photos from ARTIS FC's post 25/05/2026

Mahafinaritra hatrany!!
Alefa zala

Photos from ARTIS FC's post 25/05/2026

Mahafinaritra mijery ankizy notezaina lasa mandeha @ club misy tanjona ambonibony Kokoa

Dadajean sy Larry

Photos from Dato Akademy Football Mahazaza's post 27/07/2025

Fivoriana
Dato Akademy Football Mahazaza
Miaraka raiamandreny sy n'y joueurs

Fivoriana mikasika n'y ho avy n'y ankizy

Mankasitraka antsika rehetra indrindra fa ianao Dr Firmin

Dato Andra?? Aoka !!!

Photos from Dato Akademy Football Mahazaza's post 26/06/2025

Mankasitraka ry Zala
Victoire Final
Commune mahazaza

Dato Akademy 1- 0 Miral
Dingana fa tsy tanjona ireny

Dato Andra??aoka!!!

07/04/2025

N'y Dato Akademy Football Mahazaza
Dia maneho fisaorana ireo mpikarakara tournoi Mahasaky 1 sy commune Mahazaza

Misaotra ny vahoaka nijery
Misaotra Vice Président Dato
Dr Firmin + staff
N'y joueurs Dato akademy
Acteurs principaux
Misaotra Coach Rojo

Mbola lavitra lalana
Betsaka arenina

Mbola sahy hatrany isika

Mankasitraka !!!
Dato Andra?? Aoka!!

Photos from Dato Akademy Football Mahazaza's post 29/03/2025

Mampihatra n'y fampianarana azo t@ Professeur Henri

Misaotra an 'i Pr Henri nanome
Ilay lalivay

Dato akademy Mahazaza

Zezika compost 7 jours

Dato andra?? Aoka!!!

Photos from Dato Akademy Football Mahazaza's post 16/02/2025

Fisaorana atolotray Mama FC imeritsiatosika

Match amical

Dato akademy Mahazaza vs Mama akademie

Nivoka mpandresy Dato akademy
4-3

Mankasitraka fizarana traikefa
Misy ihany ko fiarahana Miasa
Ary efa misy ihany koa fitiliana ireo joueurs

Dato andra!!! Aoka!!!

Fév 2025

Photos from Dato Akademy Football Mahazaza's post 01/07/2024

iatrika examen ara panjakanaBEPC
ny zanak ' ny Dato Akademy Football Mahazaza
I AVOTRA sy Princio zany
alefa lesy
vitan lisany io
bonne chance lesy
dato Andra??aoka!!

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Mahitsy?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Mahazaza
Mahitsy