03/01/2026
Tafiakatra any aminy lalao 1/4 ny ekipany Sénégal. Miandry izay mety ho tafavoaka eo aminy Mali sy Tunisie, izay lalao hanomboka afaka minitra vitsivitsy.
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from KITRA CAN 2025, Sports Event, Mahajanga.
03/01/2026
Tafiakatra any aminy lalao 1/4 ny ekipany Sénégal. Miandry izay mety ho tafavoaka eo aminy Mali sy Tunisie, izay lalao hanomboka afaka minitra vitsivitsy.
03/01/2026
Ireo lalao 1/8 roa voalohany arahantsika anio, amin'ity CAN 2025 🏆 ity.
Afaka minitra vitsy dia hanomboka ny lalao voalohany hiaonany Sénégal sy Soudan.
03/01/2026
Hiatrika 1/8 indray ny ekipa rehetra izay mbola manohy ny fifaninanana CAN 2025 manomboka anio 🏆
20/12/2025
Ho atao isaky ny efatra taona ny CAN Coupe d'Afrique des Nations manomboka aminy taona 2028.
Eo anelanelan'izay dia ho isy ny atao hoe ligue africaine des nations (CAF Nation League), araky ny nambarany Motsepe filohany CAF, nanoloana ny mpanao gazety.
Manomboka aminy taona 2028 :
CAF Nation League dia hatao isaky ny roa taona.
Io league des nations africaine io dia hitovitovy endrika tanteraka aminy UEFA, ary hatao mandritra ny fenêtre FIFA.
RMC Sport
20/12/2025
🛑ireo mpitsara, hitantana ny lalao hiaonany Maroc 🇲🇦 sy Comores 🇰🇲 rahampitso mandritra ny fanokafana ny fifaninana
Mpitsara ampivoany : Jean Jacques Ndaka 🇨🇩
Mpitsara mpanampy voalohany : Guylain Bongele Ngila 🇨🇩
Mpitsara mpanampy faharoa : Gradel Mwanya 🇨🇩
20/12/2025
Manana solotena ihany isika Malagasy🇲🇬 mandritra ity CAN 2025 ity, aminy alalany mpitsara iraisam-pirenena Dimbiniaina Andriatianarivelo 🎉
19/12/2025
Efa any Maroc ny ekipampirenena avy ao amin'i nosy rahavavy Comores 🇰🇲 sady efa miomana fatratra aminy lalao fanokafana izay hionan'izy ireo amin'i Maroc 🇲🇦 mpampiantrano.
19/12/2025
Ireo mpanakanto hanokatra aminy fomba offisialy ny CAN 20225 ao RABAT, French Montana, Davido, Douaa Lahyaoui, Says'z et Lartiste. 🤗🇲🇬