21/08/2024
J-3: Sabotsy @ 2ora ao amin'ny .
Tongava mianatra fa natao ho an'ny rehetra io.
Contact: 038 92 646 50 - 034 31 137 08
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Hartema Morarano - Faritra Itasy, Sports Team, Morarano, Imerintsiatosika.
21/08/2024
J-3: Sabotsy @ 2ora ao amin'ny .
Tongava mianatra fa natao ho an'ny rehetra io.
Contact: 038 92 646 50 - 034 31 137 08
22/06/2024
La famille
15/05/2024
Mankasitraka ny izay nisy solontenan'i Hartema Morarano - Faritra Itasy nandray anjara tamin'izany.
20/04/2024
π²π¬ Mirary tsingerin-taona sambatra ho an'ny mpanorina ny , i Professeur Logis RAKOTOARIVELO.
Ho ela velona ianao ary mirary ny tsara ho anao hatrany.
---
π«π· Nous souhaitons un joyeux anniversaire au pΓ¨re de l'HARTEMA aujourd'hui, le pr. Logis Rakotoarivelo.
Nous lui souhaitons plein de bonheur, de santΓ© et une longue vie.
14/03/2024
Ho an'ny Mpikambana
βΌοΈ FILAZANA βΌοΈ
Ilazana isika mpikambana rehetra ao amin'ny Hartema Imerintsiatosika - Faritra Itasy sy Hartema Morarano - Faritra Itasy fa tsy misy ny entrainement ao amin'ny salle ny Asabotsy 16 sy Alahady 17 Mars izao.
β
Miverina normal kosa ny entrainement manomboka 23 sy 24 Mars.
03/03/2024
Vita indray aloha ny entrainement dia mitohy @ heriny.
Efa manomboka hita tsikelikely ireo talenta kely
26/02/2024
Rehefa tsy antonona ilay salle kely hanaovana fanazaran-tena dia voatery mivoaka eo ivelany,
Courage foana ry zandry isany fa misy vidiny ny ezaka ataonareo
π ππ π¦ ππππππ¦ π ππππππ ππ πππ¦ π‘π π¦ πππππ£πππ ππ π‘πππππ£π πππππ ππ§ππ¦ π‘π βπππππ‘ππ π π¦ βππ‘πππ§π π£ππ‘πππ
(Sary: entrainement ny 24/02/2024)
24/02/2024
17/02/2024
Tonga maro ny ankizy sy tanora androany
Ho ataontsika tsy latsa-danja @ club hafa ny Hartema Morarano - Faritra Itasy
β
Isaky ny Sabotsy @ 2ora ny entrainement