Famille Charles Football Club

Famille Charles Football Club

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Famille Charles Football Club, Sports Team, Imerintsiatosika.

13/10/2023

Manentana hatrany amin'ny fahatongavanareo maro e!
AMBIANCE MILAY BE IO!!!
IARAHANA AMIN'NY MPILALAO FILM MALAZA

AFC Acteurs Football Club # FC Famille Charles Football Club

Amboary dieny izao ny programa ary e!

29 Octobra 2023 @ 3 Ora tolakandro ao amin'ny Kianja D**o Imerintsiatosika ny fotoanantsika an!!

08/10/2023

⚽ LALAO BAOLINA KITRA GOAVANA⚽

Iarahana amin’ny mpilalao FILM FANTADAZA

🔖 Alahady 29 Oktobra 2023
🏟️ Kianja D**O Imeritsiatosika

⭐️ Hivoha @10 ora maraina ny vavahady ary hisy fanentanana maro isan-karazany (ZUMBA, Fisarihana TOMBOLA loka,...); hisy ny Lalao fanokafana ary hisy fivarotana tsakitsaky sy zava-pitsotro maro isan-karazany.

⭐️@ 3 Ora tolakandro kosa ilay lalao izay hifandonan'ny ⚽MPILALAO FILM (AFC) sy Famille CHARLES FC⚽ 🎤izay ho tantaran'i BASILE mivantana.

⭐️Tongava maro fa hifety isika sady hifaly no hiaraka haka sary🤳
👭Hisy mpilalao sarimihetsika vehivavy koa hoavy amin'io 😍

🎟️TOMBOLA 1000Ar, izay mety hazaona loka isankarazany avy amin’ny :
YAOURT’NAY - PROVENDERIE MAHEFASOA - BARARATA RESTO - CANAL+IANALA - BEAUTE PARTY BY TSIKY - SWEETY BY FANHY - NY ASAN’NY TANAKO MDG - LYAH PASTRY - BOUCHERIE IKALA MANGA

💶 Vidim-pidirana mirary : lehibe 2 000ar , Ankizy 1 000ar

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Imerintsiatosika?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Imerintsiatosika
112