OJAI Imerintsiatosika

OJAI Imerintsiatosika

Share

⚽ Organisation de tournois de football à Imerintsiatosika
🏆 Compétitions | Talents | Passion
📍 Imerintsiatosika
📞 Contact : +261 0338495139/0344251039

18/08/2026

🔥⚽ Maka aina kely isika… dia lasa indray ny 8ᵉ ÉDITION ! 🏆

🎉 TOURNOI ORGANISÉ À IMERINTSIATOSIKA 🎉

Efa manomboka dieny izao ny fisoratana anarana ho an’ireo ekipa te handray anjara! 📋⚽

🏆 Coupe:

👉Champion 20.000.000ar🔥
👉Vice champion 10.000.000ar
👉3ème place 4.000.000ar
👉4ème place 2.000.000ar

❌ Aza tara fa voafetra ny toerana!❌

📞 Fanazavana fanampiny :
034 42 510 39 / 033 84 951 39
🔥 8ᵉ ÉDITION – IMERINTSIATOSIKA

⚽ Vonona ve ny ekipanareo? 💪🏆

Photos from OJAI Imerintsiatosika's post 17/08/2026

🎥✨ Ampahatsary vitsy avy amin’i Rom'z Nyih RJ✨🎥

16/08/2026

🏆🔥 ARABAINA RAL FC! 🔥🏆

🎉 RAL no nibata ny amboara sy ny 10.000.000 Ar 💰🏆 tamin’ity Finale Goavambe ity!

📍 Kianja D**O Imerintsiatosika
⚽ Tournoi nokarakarain’ny OJAI Imerintsiatosika

👏 Ankasitrahana manokana:

🙏 Misaotran’Andriamanitra lehibe nitantana🙏
⚽ Ireo club rehetra nandray anjara tamin’ny tournoi
🙌 Ianareo mpijery sy mpankafy, izay tonga nanohana sy nampientanentana ny lalao
🤝 Ireo mpiara-miasa rehetra izay niara-nisalahy tamin’ny fanatanterahana ny tournoi
🧑‍⚖️ Ireo mpitsara ny lalao tamin’ny fahamatorana sy ny fahitsiana nasehonareo

❤️ Misaotra anareo rehetra! Tsy ho tontosa izao tournoi izao raha tsy nisy ny fiaraha-mientana sy ny fanohanana avy aminareo.

🏆 RAL CHAMPION — 10.000.000 Ar 💰🔥
⚽️Tout puissant vice champion _ 5.000.000ar🔥

🙏 Mankasitraka indrindra!
⚽ OJAI Imerintsiatosika

16/08/2026

Tirs au but!!!

Vainqueur RAL IMERINTSIATOSIKA🥇🏆

16/08/2026

27 min
Natafiditra But 1 tout puissant

16/08/2026

2 ème mitemps

12minute natafiditra baolina ny RAL

Photos from OJAI Imerintsiatosika's post 16/08/2026

Hiditra amin'ny 2eme mi-temps isika izao
RAL 0 - 0 TOUT PUISSANT

16/08/2026

Mi temps

Score 0-0

Photos from OJAI Imerintsiatosika's post 16/08/2026

EFA MANOMBOKA ATO NY FINAL AN.
EFA MISY DIRECT AO MBA HANOMEZANA FAHAFAHAMPO ANAREO MPANARAKA.
EFA MIANDRY NY TOMPONY ATO NY AMBOARA SY NY LOKA 10 TAPITRISA ARIARY.
IZA NO HIVOAKA MPANDRESY🥇🏆???
RAL (Imerintsiatosika) VS TOUT PUISSANT (Madera Namontana)




**O_IMERINTSIATOSIKA

16/08/2026

Efa hanomboka ny finale goavambe ato am D**o Imerintsiatosika

1ere division

Tout puissant (madera) # RAL tsega

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Imerintsiatosika?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Imerintsiatosika
112