DUOR 312 Ifanadiana

DUOR 312 Ifanadiana

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from DUOR 312 Ifanadiana, Sports Club, Ifanadiana.

Photos from DUOR 312 Ifanadiana's post 20/08/2026

✝️ MIARAHA ORY AMIN'IZAY ORY MIARAHA FALY AMIN'IZAY FALY✝️

Izahay ato amin'ny CLUB DUOR 312 IFANADIANA dia miara-ory amin'ny fianakavian'i BOB na YANCK izay isan'ny mpilalao mpifanandrina taminay tamin'izany,teny ambony kianja ihany izahay no mpifanandrina fa rehefa nivoaka ny kianja dia mpirahalahy.
Noho izany indrindra no iombonanay amin'alahelo lehibe aminareo FC CADRE RANOMAFANA izay club nilalaovany fahiny sy ny fianakaviany rehetra ary mankahery indrindra tompoko satria tombondalana ihany ny azy fa isika samy mbola ho any daholo💔🙏
Mivavaka hoan'ny fanahiny isika mba ho ankavanan'Ilay Nahary antsika izy✝️🙏

Photos from DUOR 312 Ifanadiana's post 13/04/2026

TENY FISAORANA

Eto izahay Club DUOR 312 IFANADIANA tarihin'ny Président Club Mr Landry dia faly misaotra sy mankasitraka ireo rehetra nanohana anay tamin'ny fanatanterahanay ny fifaninanana baolina kitra "Championnat Regional Vatovavy Fitovinany Manakara 2026" na ara-bola na ara-môraly na tato amin'ny tambazotra na teny rehetra teny indrindra fa ireto:

- Ny Solombavambahoakan'ny Distrika Ifanadiana
- Ny Lehiben'ny Distrika Ifanadiana
- Ny Ben'ny tanànan'ny Kaominina Ifanadiana
- Monsieur Hervé-Luc (Magasin STAR Ifanadiana)
- Monsieur Enselme(Magasin STAR Mazavatakona)
- Monsieur Teddy(BAR'HIKA 312 Ifanadiana) izay sady mpitondra ny Klioba ihany koa
- Ny mponin'Ifanadiana sy ny sisa tsy voatanisanay.....

Misaotra betsaka tompoko, Andriamanitra manakarem-pahasoavana anie hanonitra izay laninareo taminay

05/04/2026

DEMI-FINALE:

ZANAGASY 1-0 DUOR 312

Tapitra hatreo amin'ny manasa-dalana ny lalantsika hoan'ity "Championnat Regional Vatovavy Fitovinany" ity
Tsy kivy isika fa mbola betsaka ny hatao,misaotra ny mpanohana,misaotra eram-po era-tsaina....✊❤️

04/04/2026

IZAHAY EKIPA DUOR 312 IFANADIANA DIA MIARA-ORY AMIN'IREO FIANAKAVIANA NIHARAM-BOINA NOHON'NY HAINTRANO AO RANOMAFANA🥲🙏

03/04/2026

Indro omena antsika ny laharana tamin'ity andro farany ity
Isika no laharany voalohany izay manana isa 9 ka nahatonga antsika tafiakatra amin'ny manasa-dalana; noho izany dia ny ZANAGASY FC Manakara no mifandona amintsika

Photos from DUOR 312 Ifanadiana's post 03/04/2026

QUATRIÈME JOURNÉE: TROISIÈME VICTOIRE💪👏

On a gagné...on a gagné les fans😍💯
Passons à la demi-finale maintenant
Résultats:

DUOR 312 2 - 1 TSMF MANAKARA

Demi-finale du Dimanche 05 Avril 2026

A 15H00:

DUOR 312 🆚 ZANAGASY Manakara

🙏

02/04/2026

TROISIÈME JOURNÉE: DEUXIÈME VICTOIRE 💪
SANDRAGNATA 310 3-4 DUOR 312🔥

On a accompli la mission....🤞👏
Si on gagnera le match demain, on devrait passer à la demi-finale

Allez les gars💪🖖

DEMAIN:

DUOR 312 🆚 TSMF FC


🙏

Photos from DUOR 312 Ifanadiana's post 01/04/2026

SÉANCE D'ENTRAÎNEMENT DE CE MATIN 🏃

L'équipe est prête pour les deux prochains matchs du championnat régional Vatovavy Fitovinany du demain et après demain; notre programme:

⚫ Jeudi 02 Avril à 15h00:

SANDRAGNATA 310 Ikongo 🆚 DUOR 312

⚫ Vendredi 03 Avril à 15h00:

DUOR 312 🆚 TSMF Manakara

TERRAIN: Stade Municipal Manakara


29/03/2026

CLASSEMENT DE LA DEUXIÈME JOURNÉE :

1- TSMF 4pts
2- DUOR 312 3pts
3- AJSV 3pts
4- 3FB VOHIPENO 1pt
5- IKONGO 0pt

Photos from DUOR 312 Ifanadiana's post 29/03/2026

DEUXIÈME MATCH: PREMIÈRE DÉFAITE 😌

DUOR 312 1 🆚 2 AJSV MANANJARY

Buteur: Bongo⚽

⭕❌ ON A ENCORE DEUX MATCHS POUR ATTEINDRE NOTRE OBJECTIF "LE CHAMPION DU RÉGION"

💪
🙏

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Ifanadiana?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Ifanadiana