03/09/2026
Fiadanana e! Ndao hifanohana hatrany. Ndao ho jerena ireo entan'ny namantsika izay adino aty Nosy Be ry STK Malala a!!!
Sampana Tanora Kristiana FJKM - Ofisialy
Stk Tsafa Ebenezera
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from S.T.K Faritra Nosy-Be, Sport & recreation, Nosy Be, Hell-Ville.
03/09/2026
Fiadanana e! Ndao hifanohana hatrany. Ndao ho jerena ireo entan'ny namantsika izay adino aty Nosy Be ry STK Malala a!!!
Sampana Tanora Kristiana FJKM - Ofisialy
Stk Tsafa Ebenezera
FIADANANA E!
MBA MANAOVA "MBÔLA TSARA+ SP... " HOE IANAREO STK IZAY EFA TONGA ANY AMINAREO🙏🙏🙏
NDAO ISIKA HIARAKA HITONONA AMBAVAKA IREO NAMANTSIKA STK SP-16 IZAY MANDALO TSY FAHASALAMA AMIN'IZAO RY STK NAMANA
30/08/2026
Hoy ny mpianatra:
“𝘔𝘱𝘢𝘯𝘰𝘮𝘱𝘰 𝘵𝘴𝘺 𝘮𝘢𝘩𝘢𝘴𝘰𝘢 𝘪𝘻𝘢𝘩𝘢𝘺; 𝘯𝘺 𝘵𝘰𝘬𝘰𝘯𝘺 𝘩𝘰 𝘯𝘢𝘵𝘢𝘰𝘯𝘢𝘺 𝘪𝘩𝘢𝘯𝘺 𝘯𝘰 𝘦𝘧𝘢 𝘯𝘢𝘵𝘢𝘰𝘯𝘢𝘺.”
Lioka 17 : 10
Nizara fampianarana avy tao Baiboly ny Filohan'ny androany. Tsy ny tanora FJKM irery ihany no nanatrika ny fotoam-pivavahana androany fa maro koa ireo izay avy any hafa, ary mino koa izahay fa na ny olona izay tsy mpandeha any ampiangonana aza dia nandray izany fampianarana izany androany.
Ny fampianarana dia nampitondrainy ny lohateny hoe : Ma.T.O.A. Izany hoe :
✨ 𝗩𝗢𝗞𝗔𝗧𝗥𝗔
👉 Ma : 𝗠𝗔𝗛𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔
👉 T : 𝗧𝗢𝗘𝗧𝗥𝗔
👉 O : 𝗢𝗟𝗢𝗡𝗔
👉 A: 𝗔𝗦𝗔
Izany no avelantsika ho lova aorian’ity Fihaonambe STK 2026 ity : vokatra maharitra, hita eo amin’ny toetra, eo amin’ny olona ary eo amin’ny asa.
Misaotra indrindra ireo rehetra nanohana, nanampy ary niara-niasa tamin’ny STK tamin’ny fanatanterahana izao Fihaonambe 2026 izao.
Andriamanitra anie hamaly fitia anareo tsirairay avy. 🙏❤️
Ho azy irery anie ny voninahitra! ✨
30/08/2026
Tontosa soamantsara antsakany sy andavany ny teo amin'ny Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara izay natao teto .
Isaorana Izy Tompo Andriamanitra
30/08/2026
🇲🇬 Fahatongavan’ny Filoham-panjakana Mivady
Tonga eto amin’ny Kianja Malalaka Dar Es Salam ny Filoham-panjakana, Kôlônely RANDRIANIRINA Michaël, niaraka tamin’ny vadiny, hanotrona ny Fihaonamben’ny STK 2026 eto Nosy Be.
🙏 Fahatongavana manan-danja, ao anatin’ny fotoam-pivavahana sy fiombonana miaraka amin’ny tanora kristiana.
Sampana Tanora Kristiana FJKM - Ofisialy
STK Antson'i Kristy Nosy Be
Stk Tsafa Ebenezera
29/08/2026
Fiangavina tompoko
29/08/2026
Ry ooo!!! Mino izahay fa mahay milamina isika. Mino izahay fa mahay mandefitra sy mahay manetritena isika.
Eto izahay dia mirary ny soa sy ny tsara ho antsika mpianakavin'ny finoana rehetra ary indrindra mirary anareo izay efa nody mialoha noho ny antony manokana mba ho tonga soamatsara any izay niavianareo. Ka hiaona ampifaliana avy.
Sampana Tanora Kristiana FJKM - OfisialyStk Tsafa Ebenezera
29/08/2026
Mahatoky ny hananantsika ry
Ndao hifanentana
29/08/2026
Toy izao isika t@fiderana alina iny ry a! Ireto misy zavatra maro maro voatsikaritray nandritra izay andro vitsivitsy izay
1️⃣ Tsy nahitana Tanora mpizaika ny tany anaty Bar✅
2️⃣ Tsy nisy zava-madomelina ny tao ankianja✅
3️⃣ Tsy nahitana olona niady na nifamaly ny tao ankianja🥰
4️⃣ Tena feno talenta isika 👏👏👏
5️⃣ Tena maro ireny toerana (trano) misy antsika ireny tena nahay (S'adapte) t@zava-nisy... Marikin'ny fanetretena izany.
De oz'izy izahay hoe . Tena hoe tsy mbola nisy naresaka toy izao ny fivoriam-pivavahana teto nosy be. Nefa isika vao sampana iray tao fotsiny, maika izany fa hoe ny iray manontolo.
📢📢Farany, ndao ho fenointsika io kianja io ho avy izao, ndao ataontsika ho fantatry ny fa velona ny izay tompointsika🙏.
🟢 Tsy misy lera ialako ty zalah ai!
STK Antson'i Kristy Nosy Be
Sampana Tanora Kristiana FJKM - Ofisialy
Stk Tsafa Ebenezera