Collectif des Jeunes Fort-Dauphin

Collectif des Jeunes Fort-Dauphin

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Collectif des Jeunes Fort-Dauphin, Sports, Fort-Dauphin.

Photos from Collectif des Jeunes Fort-Dauphin's post 02/03/2026

Izahay avy eto amin'ny Collectif des Jeunes Fort-Dauphin dia mankasitraka ny société Tours - Madagascar tamin'ny fanomezana ballon de foot izay natolony ireto tanory eto Faradofay. Araka ny nolazainy dia mitovy ny tanjona, hampiroborobo ny fanatanjahatena Sy ny fizahantany eto amin’ny faritra, Hampandroso ny Tanana, ary hanalavitra ny Tanora amin'ny fidorohana zava-mahadomelina.
Mankasitraka amin'ny fitiavanareo anay Tanora.

17/05/2025
Photos from Collectif des Jeunes Fort-Dauphin's post 08/03/2025

Tanteraka soa aman-tsara ny première session amin’ny projet de formation nokarakarainy Collectif des Jeune de Fort-Dauphin 🤩
Ankasitrahana ny mpanohana rehetra:
Ny Section de Football de Fort-Dauphin, Ny Société SRAF , Mahavoky Soaiegna, Le Nepenthés, ireo formateur rehetra. 🙏👏
Formation Leadership no nanombohana azy izay nadraisan’ny Arbitre, entraîneurs ary ny Capitaine d’équipe de football eto Tolagnaro Anjara.

Ndao hiara handray Anjara amin’ny fampandrosoana any Farady 💥

Photos from Collectif des Jeunes Fort-Dauphin's post 05/05/2024

Section de Football de Fort-Dauphin 🏆🏅

03/05/2024

Salama aby Faradofay! ✨
Nu section de Football de Fort-Dauphin dia manolotra antsika n'y GRANDE FINAL ho fiadiana ny Tompondalan'ny Faradofay izay ihaonany FC AVENIR sy ny FILS D'ÉLÉPHANT FC. Koa tongava hanohana ny équipe tsika.

TONGAVA MARO 🔥✨

Photos from Collectif des Jeunes Fort-Dauphin's post 24/04/2024

Mahafaly anay ato amy Section Foot-ball de FD riaha gny mizara amisika fa agnatiny magnoma gny Demi-finale vo gny Finale ny championnat ny District ny FD zahay zanan-drareo, zain-drareo, nanomboky tamy Alasinainy 22/04/2024 teo gnasa fagnadiova gny FATRANGEN'AMPASAMASAY, maharisy herignandro gnasa, Misaotra amindrareo nama, Ray aman-dreny vo reo Tanora soa sitrapo an-tana eto avao koa nagnome taganaena indrindra gny orin'asa "LE NEPENTHES SERVICE" RANOMAGNITRY GN'ASIKANABY!

13/02/2024

🚀 Envie de maîtriser Excel et Word comme un pro ?
📚 Nous somme ravi d'annoncer qu’on lance une formation à domicile sur Excel et Word ! Que vous soyez débutant ou que vous souhaitiez approfondir vos compétences, cette formation est faite pour vous.
🔍 Au programme :
- Maîtrise des fonctions de base et avancées d'Excel et Word
- Création de tableaux dynamiques, graphiques et formules avancées
- Optimisation de vos documents pour une présentation professionnelle
💼 Cette formation est parfaite pour les professionnels, les étudiants, les entrepreneurs ou toute personne désirant améliorer ses compétences en bureautique.
📅 Les cours sont flexibles et s'adaptent à votre emploi du temps. Vous pouvez choisir des sessions individuelles ou en groupe, en personne ou en ligne, selon vos préférences.
💡 Investissez dans votre avenir professionnel dès maintenant et donnez-vous les outils pour réussir dans un monde de plus en plus axé sur la technologie.
📩 Pour plus d'informations et pour vous inscrire, envoyez-moi un message privé ou appeler directement 034 78 432 06. Ne ratez pas cette opportunité !

Photos from Collectif des Jeunes Fort-Dauphin's post 21/01/2024

Izahay avy eto amin'ny Collectif des Jeunes Fort-Dauphin dia mankasitraka ny ASSOCIATION VEHIVAVY MAHAMANINA izay tarihin'ny Madame ANITA presidente de l'association, tamin'ny fanomezana ballon de foot sy ballon de bastek izay natolony ny FC ESPOIR de l'anosy. Araka ny nolazainy dia mitovy ny tanjona, Hampandroso ny Tanana, ary hanaklavitra ny Tanora amin'ny fidorohana zava-mahadomelina.
Mankasitraka amin'ny fahatsoramponao sy ny fitiavanao anay Tanora Madame ANITA MAHAMANINA.

Photos from Collectif des Jeunes Fort-Dauphin's post 26/12/2023

Vita soa amantsara ilay tournois INTERCONTRACTANT/ SECTEUR PRIVEE.
Mankasitraka ny mpandray anjara rehetra,
Mankasitraka ny Orinasa sy ireo mpanohana rehetra niara-nisalahy
Ny ligue sy ny Section de football Fort-Dauphin
Ny Telma Madagascar, Ny OSIET, CHRR Amboanato, NEWREST, Sy ireo mpanohana maro samy hafa.
Famaranana ny fahafolotaona ny SOCIETE SRAF dia nisy ny lalao baolina kitra final nihaona ny SRAF sy ANF ka lasan ny SRAF ny omby vositra miampy amboara goavanabe ary misaotra sy mankasitraka ireo mpandray anjara rehetra miisa 20 Contractant sy entreprise et société namana rehetra.

20/12/2023

Fort-Dauphin 🔥💥
Tonga ity ilay Fotoana ✨, ho fanamarihana ny Faha folo taona, Ny Orinasa SRAF dia manolotra antsika ny « TROISIEME PLACE sy ny GRANDE FINALE » de la tournois INTERCONTRACTANT/SECTEUR PRIVEE 💥⚽️
Omby vositry sy trophée maro samihafa gny Loka an 💪😅
Tongava maro fa hisy surprise maro aminio an 👌🦾
« SUCCESS BELONGS TO EVERYONE »

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Fort-Dauphin?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Fort-Dauphin
614