FC Mahimba Manambaro Anôsy

FC Mahimba Manambaro Anôsy

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FC Mahimba Manambaro Anôsy, Sports Team, Etsihary, Manambaro, Fort-Dauphin.

Équipe sportive amateur créée en 2025 dans la CR Manambaro – Anosy, FC MAHIMBA encadre les jeunes par le sport, la discipline, l’esprit d’équipe, l’éducation et l’ambition de construire un avenir meilleur.

02/08/2026

⚽ TAPITRA NY LALAO ARAM-PIRAHALAHIANA

FC MAHIMBA 0️⃣ – 2️⃣ VERT BLANC FC

Niondrika 2 - 0 nanolona ny VERT BLANC Ampasy Nahampoana isika taorian'ny lalao tandroany.
Harabaina manokana ny 𝐕𝐄𝐑𝐓 𝐁𝐋𝐀𝐍𝐂 𝐅𝐂 tamin'ny Fandresena, mankasitraka azy ireo ihany koa tamin'ny Fanekena ny Fanasàna nahatontosa ny Lalao Tandroany.

Misaotra ihany koa ho an'ireo mpilalao izay niiezaka nanao ny ainy tsy ho zavatra, niady hatramin'ny farany. Lalao atao rehetra, na Mandresy na Resy, dia Misy foana ny Lesona azo raisina mba hahafahana mihoatra izay efa natao.

Misaotra ho anareo Manohana foana🙏

Mitohy ny dia, hiezaka ny ho mafy2 sy hihatsara kokoa nohon'ny efa vita mba hahatratrarana ny Tanjona

Match Retour koa Magnary

💙💛❤️ FORCE • FIERTÉ • VICTOIRE
« Fa zatsy mandroso, tsy akihemotsy. »

28/07/2026

⚽ 𝐌𝐀𝐓𝐂𝐇 𝐀𝐌𝐈𝐂𝐀𝐋🤝

Manambahiny ny FC MAHIMBA, lalao aram-piralahiana izay ho Tanterahana ety MANAMBARO.

🆚 𝗙𝗖 𝗠𝗔𝗛𝗜𝗠𝗕𝗔 Manambaro VS 𝗩𝗘𝗥𝗧 𝗕𝗟𝗔𝗡𝗖 𝗙𝗖 Ampasy Nahampoana

📅 ALAHADY 02 Août 2026
🕝 14H30
📍 Terrain Manambaro

Noho izany, manentana atsika mpankafy baolina Kitra eto Manambaro ho Tonga maro, hiala voly, hanohana ny Tanoratsika

💙💛❤️ FORCE • FIERTÉ • VICTOIRE
« Fa zatsy mandroso, tsy akihemotsy. »

18/07/2026

💙💛𝐌𝐄𝐑𝐂𝐈 𝐋𝐄𝐒 𝐆𝐔𝐄𝐑𝐑𝐈𝐄𝐑𝐒 ! 💛💙

𝐑𝐄𝐒𝐘 𝐀𝐌𝐁𝐎𝐍𝐈𝐍𝐀𝐇𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐍𝐘 𝐋𝐈𝐎𝐍𝐀

Tapitra teo amin'ny Ampahefadalana Lalan-tsika MAHIMBA FC taoroan'ny Faharesena 3-2 nanoloana an'i Dadamanga FC.

Isaorana Lehibe ireo Joueurs fa niady hatramin'ny Farany, niaro ny voninahitry ny CLUB, Niaro ny Tany nipoira. Niezaka izy ireo amin'ny Lafiny rehetra. Izay Fomba fiady tsy mitsoaka izay ny HERY LEHIBE NY MAHIMBA

Mankasitraka ny STAFF rehetra ihany koa🙏
Ny mpanohana sy mpankafÿ rehetra, Misaotra Tompoko ô!

Hiroso isika, hiezaka, hanao mihoatra ny efa Vita.

L'aventure continue. Nous reviendrons plus forts.

💙💛❤️ FORCE • FIERTÉ • VICTOIRE
𝑭𝒂 ??𝒂𝒕𝒔𝒚 𝒎𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐𝒔𝒐, 𝒕𝒔𝒚 𝒂𝒌𝒊𝒉𝒆𝒎𝒐𝒕𝒔𝒚


17/07/2026

🏆 𝟏/𝟒 𝐃𝐄 𝐅𝐈𝐍𝐀𝐋𝐄 – 𝐋𝐄 𝐆𝐑𝐀𝐍𝐃 𝐃𝐄́𝐅𝐈 𝐄𝐒𝐓 𝐋𝐀̀ 🏆

Tonga ilay nandrasana 💛💙

Tampotampoka, fa na dia izany Vonona ny LIONA
𝑻𝑶𝑼𝑹𝑵𝑶𝑰 𝑭𝑬𝑻𝑬 𝑫𝑬 𝑳'𝑰𝑵𝑫𝑬́𝑷𝑬𝑵𝑫𝑨𝑵𝑪𝑬 𝑭𝑶𝑹𝑻-𝑫𝑨𝑼𝑷𝑯𝑰𝑵– 𝑶𝑴𝑩𝑰𝑳𝑨𝑯𝒀 𝑩𝑬 𝑻𝑺𝑰𝑭𝑨

⚽ 𝐅𝐂 𝐌𝐀𝐇𝐈𝐌𝐁𝐀 Manambaro 🆚 𝐃𝐀𝐃𝐀𝐌𝐀𝐍𝐆𝐀 𝐅𝐂 Fort-Dauphin

📅 SABOTSY 18 juillet 2026, 12H00, MARAY io annnn

📍 Stade Ampasamasay – Fort-Dauphin

Ady ny lalao rehetra atao, tsy asia minitra very, fahatokisantegna fa ambôny, tohany kolahy fa handreo gny famenonay Ambôny egny...

Miavia maro hiaraky hikoàky, hiaraka hitohàky aminay e 🙏🙏🙏

💙💛 FA ZATSY MANDROSO... ! Alefaso FC MAHIMBA ! 💪⚽

09/07/2026

🏆 𝐉𝐄𝐔 𝐃𝐄 𝐏𝐑𝐎𝐍𝐎𝐒𝐓𝐈𝐂 – 𝐂𝐎𝐔𝐏𝐄 𝐃𝐔 𝐌𝐎𝐍𝐃𝐄 𝟐𝟎𝟐𝟔⚽

🇫🇷 France 🆚 🇲🇦 Maroc
📅 Jeudi 09 juillet 🕚 23h00

🎁 LOKATSIKA : Crédit 5 000 Ar Isany ho an'zay Mahamarina rehetra.

AKÔRY GN'ATAO ?
1. Aime la page FC MAHIMBA.
2. Partageo agny ra
3. Mentionneo gne nama 2.
4. Sorato amzay gny SCORE EXACTE

POROFOY GNY TSINDRIMANDRINAO

Tsy agnatiny TIR AU BUT

🍀 Bonne chance à tous !

28/06/2026

PROGRAMME 16e de FINALE

Photos from FC Mahimba Manambaro Anôsy's post 25/06/2026

🏆🥇𝐂𝐇𝐀𝐌𝐏𝐈𝐎𝐍𝐒 CHAMPION !!!
𝐓𝐎𝐔𝐑𝐍𝐎𝐈 𝐌𝐀𝐆𝐍𝐀𝐌𝐈𝐓𝐒𝐘 𝟐𝐞 𝐄́𝐝𝐢𝐭𝐢𝐨𝐧🥇🏆

🔥 FC MAHIMBA TSIHARY est sacré Champion du Tournoi Fête de l'Indépendance – Manambaro 2026,
Tournoi Magnamitsy

⚽ Score de la finale : 𝐅𝐂 𝐌𝐀𝐇𝐈𝐌𝐁𝐀 𝐓𝐒𝐈𝐇𝐀𝐑𝐘1️⃣ – 0️⃣ 𝐅𝐂 𝐆𝐎𝐋𝐃 𝐍𝐎𝐒𝐈𝐁𝐄

Vokatry ny ezaka sy finiavana rehetra izay natao, tratra ny tanjona tamin'ity

Isaorana ireo Mpikarakara : RIO TINTO QMM, COMMUNE RURALE MANAMBARO, AJUCORM. Izy ireo no nikarakara nahamasaka izao TOURNOI izao

Misaotra ny rehetr nanototrona, nanohana, misaotra an'ireo mpilalao nanome ny tsara rehetra

🏆 Loka : Ombilahy Be, Calice
𝐅𝐚 𝐳𝐚𝐭𝐬𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨, 𝐭𝐬𝐲 𝐚𝐤𝐢𝐡𝐞𝐦𝐨𝐭𝐬𝐲 ! 💛💙

24/06/2026

🏆⚽𝐆𝐑𝐀𝐍𝐃𝐄 𝐅𝐈𝐍𝐀𝐋𝐄 – 𝐓𝐎𝐔𝐑𝐍𝐎𝐈 𝐅𝐄̂𝐓𝐄 𝐃𝐄 𝐋'𝐈𝐍𝐃𝐄́𝐏𝐄𝐍𝐃𝐀𝐍𝐂𝐄 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐌𝐁𝐀𝐑𝐎 𝟐𝟎𝟐𝟔 ⚽ ⚽🏆

Lavalava zay lia zay, Gny Dinga nombà, Mitohy anefa, Ny FC MAHIMBA Tsihary gny Lalao Famaragna Lehibe, FIFANINANA ARAM-PANATANJAHATENA HO FANKALAZANA NY FITSINGERENAN'NY TAON'NY FAHALEOVANTENA 2026.

𝑭𝑪 𝑴𝑨𝑯𝑰𝑴𝑩𝑨 𝑻𝒔𝒊𝒉𝒂𝒓𝒚 🆚 𝑭𝑪 𝑮𝑶𝑳𝑫 𝑵𝒐𝒔𝒊𝒃𝒆

📅 25 Juin 2026
⏰ 14H00
📍 Terrain Manambaro

Karakarain'ny Commune Rurale de Manambaro, Tohanan'ny Rio Tinto QMM.

Miantso antsika mpankafÿ, mpanohana rehetra

𝗙𝗮 𝘇𝗮𝘁𝘀𝘆 𝗠𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝘀𝗼 𝘁𝗼𝗻, 𝘁𝘀𝘆 𝗺𝗶𝗵𝗲𝗺𝗼𝘁𝘀𝘆

💙💛❤️ FORCE • FIERTÉ • VICTOIRE

23/06/2026

🏆💛🖤 𝐄𝐍 𝐑𝐎𝐔𝐓𝐄 𝐕𝐄𝐑𝐒 𝐋𝐀 𝐅𝐈𝐍𝐀𝐋𝐄 ! 🖤💛🏆

Mankasitraka izay manohana foana e

💛🖤🏆⚽

22/06/2026

🔥🏆 𝐃𝐄𝐌𝐈-𝐅𝐈𝐍𝐀𝐋𝐄 – 𝐓𝐎𝐔𝐑𝐍𝐎𝐈 𝐅𝐄̂𝐓𝐄 𝐃𝐄 𝐋’𝐈𝐍𝐃𝐄́𝐏𝐄𝐍𝐃𝐀𝐍𝐂𝐄 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐌𝐁𝐀𝐑𝐎 𝟐𝟎𝟐𝟔🏆🔥

Vita ny Fakà aina ray andro, izy koa Maray,Mirary ny Mpilalao mba hahavita be isika

🆚 FC MAHIMBA Tsihary vs AS PETIT ENFANT Manambaro
📅 23 Juin 2026
⏰ 13H00
📍 Terrain Manambaro

🎺 Que la passion parle.
💛 Que la fierté nous guide.
🏆 Que la victoire soit notre objectif.


« Fa zatsy mandroso, tsy akihemotsy. » 💛🖤⚽

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Fort-Dauphin?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Etsihary, Manambaro
Fort-Dauphin
614