28/08/2026
Hey everybody ๐โค๏ธโ๐ฅ
Demain n'est pas loin , nos jeunes BEHOZATRY๐ช sont prรชts pour le grand de demain "29 Aoรปt au 6 septembre Au gymnase Ambatomena ๐
Tongava maro longo ,raiky avao tsinka ๐๐ซถ" L'union fait la force "๐ซถ
Fianarantsoa ๐ซถ๐
WE ARE BEHOZATRY ๐๐๐ช
18/08/2026
Miarahaba antsinka mpankafy sy mpanaraka ny page CBB๐ช๐๐๐
Tontonsa soamantsara ny Match D'entraรฎnement izay natao taminy club rahavavy Fandrasa Basket izay anisany solontena Ligue haute matsiatra Basketball ๐ aminy championnat U20 izay atao eto fianarantsoa le 29 Aoรปt ka hatraminy 6 septembre 2026 ๐.. MISAOTRA Any ireo Coach sy Joueurs nizara traikefa sy manampy aminy fanomana ๐๐
miray ๐ซถ๐
are BEHOZATRY ๐๐๐ช๐
06/08/2026
๐๐ฅค TONGAVA AO AMIN'NY STAND CBB! ๐ฅค๐
๐ Amin'ity Spectacle lehibe ity dia hisokatra ho an'ny rehetra ny Stand CBB (Club Basket Behozatry).
๐น Mangetaheta? Mila mamelombelona?
โก๏ธ Tongava misotro zava-pisotro mangatsiaka sy matsiro ao amin'ny Stand CBB!
๐ Ny fividiananao dia manohana mivantana ny fampandrosoana ny Club Basket Behozatry sy ny fanofanana ireo tanora mpilalao basket.
๐
Zoma 07 Aogositra 2026
๐ Esplanade Andrainjato
โจ Tongava maro, mankafy ny spectacle ary aza hadino ny mitsidika ny Stand CBB!
๐ Misaotra amin'ny fanohanana.
๐ WE ARE BEHOZATRY! ๐๐
27/07/2026
Tohano ekipa tsinka ๐๐๐ช
Venez voir de jeunes talents qui vont jouer pour รฉcrire une nouvelle histoire du basketball ๐
๐๐๐๐ช
13/07/2026
๐ข CBB โ Grandes vacances : Place au Basket ! ๐
โ
โLes grandes vacances sont enfin lร ! C'est le moment idรฉal pour apprendre, progresser et vivre votre passion du basketball.
โ
โLe Club Basket Behozatry (CBB) accueille les enfants, les adolescents et les jeunes qui souhaitent :
โ๐ Dรฉcouvrir le basketball
โ๐ Apprendre les bases du jeu
โ๐ Perfectionner leur technique
โ๐ Dรฉvelopper leur condition physique et l'esprit d'รฉquipe
โ
โNos entraรฎneurs sont ร votre disposition pour vous accompagner dans votre progression, quel que soit votre niveau.
โ
โ๐ Rejoignez-nous dรจs maintenant ! Les inscriptions sont ouvertes.
โ
โEnsemble, faisons grandir les talents de demain.
โ
โWE ARE BEHOZATRY ! ๐๐๐
โ
โ---
โ
โ๐ฒ๐ฌ ๐ข CBB โ Tonga ny fialan-tsasatra lehibe, andao hianatra Basket! ๐
โ
โEfa tonga ny fialan-tsasatra lehibe! Fotoana tsara hianarana sy hanatsarana ny fahaiza-milalao basket-ball.
โ
โNy Club Basket Behozatry (CBB) dia mandray ankizy, zatovo ary tanora izay te :
โ๐ Hianatra basket-ball
โ๐ Hahay ny fototry ny lalao
โ๐ Hanatsara ny teknika sy ny fahaiza-manao
โ๐ Hampivelatra ny hery ara-batana sy ny fiaraha-miasa
โ
โVonona hanampy sy hampiofana anareo ny mpanazatra anay, na vao manomboka na efa manana traikefa.
โ
โ๐ Tongava misoratra anarana dieny izao! Misokatra ho an'ny rehetra ny fiofanana.
โ
โAndao hiara-hamolavola ireo kintan'ny basket rahampitso.
โ
โWE ARE BEHOZATRY! ๐๐๐
Pour plus d'informations Midira mp Christian RM ๐
โ
โ
26/06/2026
๐ฒ๐ฌ Tratry ny Fetin'ny Fahaleovantena! ๐ฒ๐ฌ
Enganie ny fitiavan-tanindrazana, ny firaisankina ary ny fanajana no hitondra an'i Madagasikara ho amin'ny hoavy mamirapiratra.
CBB mirary fety sambatra ho an'ny Malagasy rehetra!
WE ARE BEHOZATRY! ๐โค๏ธ๐ค๐
21/06/2026
Happy Father's day โค๏ธ๐ซถ๐๐ช๐
13/06/2026
๐ Vous aimez le basketball ? Rejoignez le Club CBB โ Behozatsy Basketball Club ! ๐
Les inscriptions sont toujours ouvertes pour toutes les catรฉgories hommes et dames.
๐ Il n'est pas encore trop t**d pour intรฉgrer notre grande famille sportive et dรฉvelopper vos talents dans un esprit de Respect, Solidaritรฉ, Amour et Discipline.
๐
Rejoignez-nous dรจs maintenant et participez ร l'aventure CBB !
N'attendez plus, votre place vous attend !
WE ARE BEHOZATSY ๐๐ฅ
๐ฒ๐ฌ FANAMBARANA โ
๐ Tianao ve ny taranja Basket-ball ? Midira ao amin'ny Club CBB โ Behozatsy Basketball Club ! ๐
Mbola misokatra hatrany ny fisoratana anarana ho an'ny sokajy rehetra, lahy sy vavy.
๐ Mbola tsy tara ny hisoratra anarana sy hiditra ao anatin'ny fianakaviana lehibe CBB, izay miorina amin'ny soatoavina hoe : Fanajana, Firaisankina, Fitiavana ary Fifehezan-tena.
๐
Midira dieny izao ary miaraha aminay amin'ny fampandrosoana ny talenta sy ny fitiavana basket-ball.
Aza miandry ela fa mbola misokatra ny fisoratana anarana !
WE ARE BEHOZATSY Christian RM Christian RM pour plus d'info ๐
10/04/2026
Izahay ato anivo ny CBB family Manohana hatrany ireto Club rahavavy nay reto ๐๐ซถ
Alefa FANDRASA SY EBF (N1A) ๐ช๐
miray