06/08/2026
Ligue de Football Haute Matsiatra - LFBHM
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ligue de Football Haute Matsiatra - LFBHM, Sports League, Fianarantsoa.
06/08/2026
07/06/2026
FINALE
FULL TIME
COSPN FIVE 1 vs 0 Lion Football Club
07/06/2026
FINAL
MI-TEMPS
COSPN FIVE 0 vs 0 Lion Football Club
Mbola tsy nisy nitoko ny Club 2 tonta ,tamin'ny fizaram-potoana voalohany,andrasana kosa ny vokatra amin'ny tapany Faharoa.
01/06/2026
Fédération Malagasy de Football
Championnat Régional Prémière Division
GRANDE FINALE
Eo ambany Fiahian'ny :
- Filoha ny Ligue de Football Haute Matsiatra
sy ireo Manankaja maro eto Matsiatra Ambony.
Alahady 7 Jona 2026 - Stade Ampasambazaha.
Au Programme :
Ouverture FEMININ
9h00 : ASCUF ELITE 🆚 SELECTION HM
3ème PLACE
12H00 : Le Relais Sports 🆚 ASUF FC - Université de Fianarantsoa
FINAL
14h00 : COSPN FIVE 🆚 Lion Football Club
Avec Divers Animation
Paf : 2000 ar
27/05/2026
GRANDE FINALE
Championnat Régional Prémière Division
Alahady 7 Jona 2026
Anisan'ireo hanafana ny Lanonam-pamaranana ny Fiadiana ny Tompon-daka ny Ligin'ny Baolina Kitra Matsiatra Ambony ihany koa ny Tarika Bond-sist ofisialy .
Lion Football Club
27/05/2026
Championnat Régional Prémière Division
GRANDE FINALE
Noho ny fandaminana ,ato anatin'ny Faritra Matsiatra Ambony dia ny 7 Jona 2026 no hotanterahina ny Lalao famaranana taranja baolina Kitra .
Fiadiana ny ho tompon-daka ny Ligue de Football Haute Matsiatra.
21/05/2026
🔥⚽ 𝟏𝟔𝐞̀ 𝐝𝐞 𝐟𝐢𝐧𝐚𝐥𝐞 - 𝐘𝐚𝐬 𝐂𝐎𝐔𝐏𝐄 𝐃𝐄 𝐌𝐀𝐃𝐀𝐆𝐀𝐒𝐂𝐀𝐑 𝟐𝟎𝟐𝟔 🏆
16è de finale :
Hitantsika eto amin'ny sary ny fandaharam-potoana eo amin’ny dingana 16è de finale amin’ny Yas Coupe de Madagascar.
Mirary fahombiazana ho an’ny klioba rehetra! 💪
Yas Madagascar
💛💙
20/05/2026
ALAHADY 31 MAY 2026
⚽️ FINALE 14H00
COSPN FIVE 🆚 Lion Football Club
⚽️ 3ème Place 12H00
Le Relais Sports 🆚 ASUF FC - Université de Fianarantsoa
📌 IZA NO HANDROMBAKA NY AMBOARA ???
Click here to claim your Sponsored Listing.