MIRAY FC Ialananindro

MIRAY FC Ialananindro

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MIRAY FC Ialananindro, Sports Team, IALANANINDRO, Fianarantsoa.

03/06/2026

🚨NOHON'NY CLUB MIRAY FC Ialananindro IZAY ATO ANATIN'NY CR Ialananindro DIA MBA MANAN-DRESAKA KELY IZAY ATO, MIALANTSINY NOHON'NY ILAZANAY ITY FA SOMARY GABORARAKA NY RESAKA ORGANISATION NY TORNOI IZAY KARAKARAIN'NY COMMUNE.

TIAN'NY TANORA SY NY ANKIZY ARY NY MPANKAFY REHETRA NY KITRA, KA TSY TOKONY HO ATAO AMBANIN-JAVATRA NY FIKARAKARANA IZANY IZAY AZO ATAO TSARA. MBA ANENTANANA ANTSIKA MPIKARAKARA MBA HANAO IZANY ARAKA NY TOKONY HO IZY IZAY ARAHANA FANANTSARANA HATRANY

TONGA HIJERY BAOLINA NY MPIJERY NEFA INDRISY TSY LALAO BAOLINA KITRA NO HITA FA ZAVATARA HAFA IZAY TENA MAHAMENANATRA NY MPITIA KITRA REHETRA NY HITAN'IZY IREO.

FANANTSARANA AZONAY OMENA:
-FAMPIOFANANA NY MPITSARA IZAY TENA ILAINA
-FIFEHEZANA NY FIZOTRAN'NY LALAO NA NY EO AMBONIN'NY KIANJA NA NY MPIJERY.
-FAMPAHAFATARANA IREO TANORA IZAY METY ATAO SY TSY TOKONY HATAO EO AMIN'ITY SEHATRA ITY.

" TAIZAO AMIN'NY LALANA TOKONY HO IZY NY TANORA......."

MIRAY FC Ialananindro

29/05/2026

🔚 D3 Section Fianarantsoa 🚨
Tapitra atreto ny nofinofintsika ny hiakatra D2 amin'ity taom-pilalaovana ity satria dia resy😥 isika ary tsy afaka hiakatra amin'ny dingana manaraka aminy fifaninana intsony.

Na izany ary dia ndao isika hisaotra ireo mpilalao tsika ary hirary soa azy ireo amin'ny fanomanana ny taom-pilalaovana manaraka indray.

Aza adino ny fa avoaka eto ny statistiques📊 an'ireo mpilalaotsika tamin'ny ity fifaninana ity.

24/05/2026

🚨Voka-dalaotsika farany🚨
MIRAY FC Ialananindro D3 2️⃣ - 4️⃣ MM FC Espoir
⚽⚽ Romuald
🎯Elisa
🎯Dani

N.B: Tsy ny équipe tsika fa nillalao 8 vs 11 ary voatery tsy maintsy nifarana teo aminy minitra faha 65min ny lalao nohony fahavoazany gardien de but.

N.G FC U17 0️⃣ - 6️⃣ MIRAY FC Ialananindro U17

'ireo_u17_tsika..

21/05/2026

🚨 Fampahafantarana🚨
Aza adino fa manana mpilalao U17🔥 ihany koa isika izay efa ao anatiny fanomanana tanteraka amin'ny championnat U17 izay karakarainy Section Football Fianarantsoa.

📍Indro ary atolotra am-pitiavana be ny fandaharam-potoana ny Match amical an'ireo boaikelitsika ireo:

🆚 N.G FC U17
🗓️ Dimanche 24Mai
⏰ 08h
🏟️ Semipi

19/05/2026

🚨Dernière Match🚨

MIRAY FC Ialananindro 🆚 MMFC - Maria Manjaka Football Club

"Les joueurs sont prêts à se battre⚔️ pour le Trois points"

15/05/2026

😥Fin du Match😥
MIARO FC 2️⃣-1️⃣ MIRAY FC Ialananindro
⚽Sedra

"Ito aho dia anisy resaka Kely mahakasika ity lalao ity satria niady ary niezaka nanao lalao madio ny équipe-tsika sangy simba ny sain'ireo mpilalao nohon'ireo fahadisoana impardonnable nataon'ny mpitsara ka hany ka nisy ny fifamaliana teo amin'ny mpitsara sy ireo mpilalao"
Sary📸 tamin'ny niaingany ny atao hoe MIRAY FC Ialananindro

13/05/2026

🚨Prochaine Match🚨
MIARO FC 🆚 MIRAY FC Ialananindro
🗓️ 15 mai
⏰ 9h
📍 Ampasambazaha

"Ces deux ennemis vont s'affronter de très près.🔥"

...

09/05/2026

🚨Indro ary atolotra ampitiavana ho antsika ny classement ao amin'ny D3 vondrona B🚨

Mbola misy lalao 2️⃣ ny équipe ahafahana mamadika ny laharana. Mila ny fanohanana avy aminareo mpanohana hatrany ny équipetsika💪⚔️

Alefa fona les zalh MIRAY FC Ialananindro 🔥

08/05/2026

🚨Full time🚨

MIRAY FC Ialananindro 3️⃣ - 3️⃣ Fahasoavana FC
⚽⚽⚽ Romuald

"Match très seré aujourd'hui mais nos joueurs se sont battus et ont fait de leur mieux."

Romuald Edmé 󱢏
📸: Foot Fianara

05/05/2026

NEXT MATCH 🔥
🏆 Championnat Troisième Division - Section Football Fianarantsoa ( 7ème Journée ) 🚨
⚽ Fahasoavana FC 🆚 MIRAY FC Ialananindro
📅 08/05/2026
⏰ 09H00
🏟 Stade Moderne Ampasambazaha Fianarantsoa
"Alefa foana zalah, mitondra fandresena no tanjona"

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Fianarantsoa?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

IALANANINDRO
Fianarantsoa