Zanak' farafangana Mivohatra

Zanak' farafangana Mivohatra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Zanak' farafangana Mivohatra, Sport & recreation, Malagasy, Farafangana.

06/02/2026

Tena lady izany rรฉ olona e ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ

06/02/2026

๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญmampalahelo be ny toe-draraha eto amitsika ity ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ

Efa mitatra be asarotany lalana ity ka mila mitandrina fona ny mpamily
06/02/2026

Efa mitatra be asarotany lalana ity ka mila mitandrina fona ny mpamily

๐Ÿ›‘ VAOVAO MAIKA : HO TAPAKA NY LALANA RN7 ๐Ÿ›‘

Araka ny fampahafantarana navoakanโ€™ny Ministeranโ€™ny Asa Vaventy, ho tapaka tanteraka ho anโ€™ny fiara rehetra ny lalam-pirenena faha-7 (RN7) eo aminโ€™ny PK 236+700, tetezanโ€™i Vinany.

๐Ÿ—“๏ธ Manomboka: Alakamisy 05 Febroary aminโ€™ny 6 ora maraina
๐Ÿ—“๏ธ Hifarana: Zoma 06 Febroary 2026 aminโ€™ny 12 ora atoandro

๐Ÿ”ง Antony: asa vonjimaika fametrahana tetezam-by โ€œBaileyโ€.

โŒ Tsy misy fivilian-dalana ho anโ€™ny fiara rehetra mandritra ny fanamboarana.

06/02/2026

๐— ๐—ข๐—ฅ๐—”๐— ๐—”๐—ก๐—š๐—” : ๐—ฉ๐—ข๐—”๐—ฆ๐—”๐— ๐—•๐—ข๐—ฅ๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—”๐—ง๐—œ๐——๐—ข๐—›๐—” ๐—ก๐—œ๐—ž๐—ข๐—ง๐—ฅ๐—œ๐—ž๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—ง๐—ฆ๐—ข๐—”๐—›๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—ข๐—ก๐—๐—”
Araka ny tatitra voaray avy aminโ€™ny Lehibenโ€™ny fonja Moramanga, dia saronโ€™ny zandary sy ireo tomponโ€™andraikitra ao aminโ€™ny ๐—–๐—ฅ ๐—™๐—ถ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ ๐—™๐—”๐—ฅ๐—”๐—ฅ๐—”๐—ก๐—ข Gilbert Velojaona Velomaro. Izy dia isanโ€™ireo voafonja 14 lahy namaky fonja ny 01 febroary 2026 lasa teo.

๐—™๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ ๐—–๐—ต๐—ฒ๐—ณ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—ฐ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฒ ๐—ปยฐ๐Ÿญ ๐—ถ๐˜๐˜† ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ถ๐˜๐˜†, ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ฎ๐—ต๐—ถ๐—ฎ๐—ต๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ฑ๐—ผ๐—ต๐—ฎ ๐—ป๐—ถ๐—ธ๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ธ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ผ๐—ป๐—ท๐—ฎ.

Efa an-dalana haka azy any an-toerana kosa aminโ€™izao fotoana izao ny mpiandry fonja avy ao Moramanga.

06/02/2026

Address

Malagasy
Farafangana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zanak' farafangana Mivohatra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share