21/05/2024
Efa magnakeky e dingagny famaragnagny gn'ekipa tsika @ Tournoi zay atao ao lohatragnambo,ka mangataky fanoagnagny avy ndre vavaky da tsy magnino fa ilainay izany,alakamisy ho avy izao gne lalao 1/2 final @ Ambohigogo..miandrandra vokatry tsara itsika mba ho fahombiazagny heky koa gne ho hita indraiky ty...alefa Bevoay CF
31/03/2024
Ny vokatra azontsika tamin'iny fifaninana 2e division iny.
- 2e place, izay midika fa tafiakatra 1ère division.
- Meilleur joueur, Hermande Fiherenantsoa izay elatra havia-tsika.
Mankasitraka zalah, @ 1ère division indray manao misy misy.
Misaotra ny coach sy ny mpanohana rehetra fa milay ianareo.
31/03/2024
Mankasitraka antsika rehetra t@ fanohanana. Marina fa niondrika t@ isa 2-0 izahay t@ ity finale ity fa mbola mitohy ny lalana. Manantena ny fanohananareo hatrany @ D1 ho avy tsy ho ela io. Misaotra be dia be anareo 🙏
29/03/2024
Rendez-vous le dimanche 31 mars pour la grande finale.
Manome fotoana antsika rehetra @ alahady ho avy izao ao @ kianjan'ny Farafangana. Tongava maro hanohana ny équipe tsika. Mankasitraka mialoha ✊🙏
04/05/2023
Match omaly :
Bevoay CF 2 - 1
Izahay tsy be resaka, tsy be kabary, fa ny asa vita no ifampitsarana 💪. Rendez-vous en finale raha mila revanche 😛
Pour info : 4 matchs, 4 victoires ✌️
16/04/2023
Famintinana ny tournoi izay ataontsika @ zao :
* Tournoi Ambohigogo (deux matchs, deux victoires)
2 - 4 Bevoay CF
2 - 5 CF
* Tournoi du 26 juin (3 matchs, 3 victoires)
0 - 2 CF
0 - 4 CF
II 0 - 8 CF
07/04/2023
Salama..Nandresy t@ isa 4 sy 0 gn'ekipatsika tandroan t@ lalao faha 2 izay nanigny...Mankasitrak ho anzay manoagn ab...ar vonogn hiezak hagnatsara s hiaro e voninahitr e tanagnitsika.
26/03/2023
Match d'ouverture tournoi du 26 juin 2023 ⚽🎉🎊
Bevoay FC 2 - 0 FC Barinjaka
✌️ Miandry ny manaraka ndray 😁💪