AMDA Antsiranana

AMDA Antsiranana

Share

Association des Masters pour le Developpement et l'Avenir

09/12/2020

Vous êtes jeunes et vous avez des projets, il est temps de le concrétiser, en rejoint youth leadership Training programme... RDV 12decembre 2020 à 8h salle AJFACE
Devene le leader dont Diego aura besoin...

Photos from AMDA Antsiranana's post 03/12/2020

Les membres fondatrices d'AMDA vous souhaitez une belle fin de soirée

Photos from AMDA Antsiranana's post 01/12/2020

Membre d'AMDA à participer au formation de métier de sport et entreprenariat durant 4jour et merci au formateurs... ⚽🏀🏈⚾



⛹🏋‍♀️🤸‍♀️🤼‍♀️🏄‍♀️🏊‍♀️

Photos from Mon carnet médical DR's post 07/10/2020
03/10/2020

TAMOTAMO + SAKAMALAHO + LAIT DE COCO :
Ireto avy no sitrany :
- Ny aty
- Ny diabètes
- Misoroka ny cancer rehetra
- Misoroka ny AVC sy palpitations (midobodoboka FO)
- Mampatanjaka nerf
- Manadio lalan- dra
- Antibiotiques sy anti corps mba tsy ho mora -handairan ny sery,kohaka
- Amin izao andro mivadibadika izao ,dia tsara ny manao azy ,thé

Toy izao ny fatrany:
- Tamotamo 1 sotrokely
- Sakamalaho 1 sotrokely( voatoto) na tapahina manify 5 isa
- Rano tapakin ny litres-demi litre d'eau
- Avela hangotraka be 10mn ireo ny rano ny sakamalaho ary ny tamotamo
- Avy eo tatavanina dia arotsaka ny lait de coco 1sotrokely
- 1 tasy na kopy ( thé ) isakin ny alina , 7andro misesy ,avy eo in 1 isam bolana tsy mijanona (a vie) ,isaky ny handeha hatory mihintsy zany hoe avy misakafo
ZARAZARAO RAHA NAHASOA ANAO
Ny lait de coco dia misy efa vita en boite (grande surface feno)
Misy ilay coco mihintsy no mixerna miaraka amin ilay ranony iny dia mivoaka fotsifotsy be
Azonao ampiana tantely 1 sotro fihinana fa vao maika tena tsara na siramamy mena 1sotrokely
- Tehirizina anaty tavohangy tsy plastique atao amin'ny toerana mangatsiaka fotsiny dia efa mety,tsy mety ho an'ny bevoka sy ny mampinono

03/10/2020

Ny panda sy ny faritra mainty amin’ny vatana : Amin’ny fomba voajanahary no hanadiovana azy

Olana ho an’ny renim-pianakaviana sasantsasany ny fisian’ny panda amin’ny tarehy. Eo ihany koa ny fisian’ireo faritra maintimainty amin’ny faritra sasan’ny vatana. Maro ny fomba natoraly entina hanalana izany.
Maro ny olana no misahirana mitady ny fanafody hanesorana ny panda sy ny tasy amin’ny tarehy. Toy izany koa ny fitadiavana ny vahaolana hamotsaiana ny faritra maintimainty amin’ny vatana. Toy ny ao amin’ny helika, ny lohalika, sy ireo faritra maro samihafa. Zavatra telo no ilaina amin’ny fanesorana azy ireny. Ny voasary makirana, ny « dentifrice » na ireny fanadiovana nify sy ny ativava, ny karibaonetra.
Tsotra ny fomba hikarakarana azy ireo. Karibaonetra roa sotro fihinana no hafatra atao anaty lovia jobo. Manaraka izay ny fanadiovana nify sy ny ativava iray sotro fihinana. Ny ranona voasary makirana iray no hatambatra miaraka amin’ireo singa rehetra ireo. Avela hilona roa minitra ireo rehetra ireo vao azo ampiasaina.
Ahosotra amin’ny faritra misy panda amin’ny tarehy sy amin’ny faritra misy maintimainty amin’ny vatana ireo fanafody natoraly efa voakarakara ireo. Kosehina moramora toy ny manotra ho fampiharana azy. Misy kely fangirifirina fa tsara raha miharitra. Avela hilona mandritra ny 30 minitra eo amin’ny faritra tiana hadio mba handaitra tsara. Kobanina amin’ny rano matimaty rehefa vita izay rehetra izany.
Mandritra ny telo herinandro no hanatanterahana ny fanosorana azy ireo amin’ny tarehy sy ny vatana. Manelanelana ny iray andro kosa no fanaovana mba tsy ahafotsy be loatra ny hoditra handairany.

Mialy Andrianjaka

Photos from Organic Food's post 02/10/2020
Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Diego?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

Diego