12/07/2026
EXTRAIT PHOTO
Fanamahirana kely:
équipe mendrika:BALTIK FC
meilleur buteur: MAN (tanjona FC)
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Grand Tournoi De Défi Ambohimahazo, Sport & recreation, Parc de l'est, Antsirabe.
12/07/2026
EXTRAIT PHOTO
Fanamahirana kely:
équipe mendrika:BALTIK FC
meilleur buteur: MAN (tanjona FC)
12/07/2026
Tsara hariva e,tontosa soamatsara n'y lalao famaranana teo amin'ny BARAVY FC sy ny VENOM FC,isaorana n'y équipe 2 tonta tamin'ny endrindalalao naseon'izy ireo,
Isaorana bé dia be ianareo mpanohana sy mpankafy baolina kitra tonga nanotrona e
Toy izao ny filaharana:
1er place: BARAVY FC
2eme place: VENOM FC
3eme place: TAFISA AS
4eme place:ZOMBIE FC(absent)
Merci be dia be e,rendez vous 2 ème EDITION eo amin'ny kianja AMBOHIMAHAZO e
10/07/2026
Salama e,andro vitsy sisa dia Tonga Ilay nandrasana e,ianareo mpilalao sy ny mpanohana azy ary ireo mpankafy baolina kitra rehetra e,ra prezy sy n'y omby efa Tonga e,tongava maro ary e
08/07/2026
salama daholo Toy izao ary ny fandaharampotoana antsika ny alahady 12 jolay 2026 é.
tongava maro manohana ny equipe tsika e
28/06/2026
Tsara hariva e,toy izao ary n'y vokatra androany 28 juin 2026 tety amin'ny kianja Ambohimahazo e,
Mankasitraka antsika rehetra tamin'ny fanohanana ny mpilalao antsika e
22/06/2026
Tsara hariva e,tahak'izao indray ary ny programme antsika eny amin'ny kianja AMBOHIMAHAZO n'y alahady 28 juin 2026 e,tongava maro manohana ny equipetsika e,ary aza adino fa efa misokatra ny fisoratana anarana amin'ny 2eme édition a
22/06/2026
Salama e,tahak'izao indray ary ny fitohizany ny lalao antsika ao amin'ny GRAND TOURNOI DE DEFI AMBOHIMAHAZO
Mankasitraka antsika mpandray anjara sy ny mpitia baolina kitra rehetra tamin'ny fanohanantsika ny mpilalao androany e,Amin'ny alahady indray ny fotoana antsika Amin'ny 1/2 finale e,
Ary ho antsika mpandray anjara rehetra efa misokatra ny fisoratana anarana Amin'ny 2 eme EDITION e,mandefasa MP na antsoy ny 0349961249 na 0342242354
MERCI Be e⚽🙏⚽🙏
17/06/2026
Salama Tompoko,toy izao indray ny programme antsika ny alahady 21 JIONA 2026,
Tongava maro ary manohana ny equipetsika e,