Bira CultuSport

Bira CultuSport

Share

La plateforme qui unit le Sport et la Culture au coeur de Bira

20/06/2026

PFL 2025-2026

Voka-dalao izay nifanandrinan'ny Disciples FC sy ny Ajesaia.

20/06/2026

Fête de la musique Antsirabe 2K26

20/06/2026

Rahariva ny fotoana eny @ Antsirabe KEN - Yes, I Ken ao anatin'ny "Fête de la musique"

19/06/2026
19/06/2026

Live RABOUSSA
Espace Rojo Tsarasaotra Antsirabe

Photos from Bira CultuSport 's post 19/06/2026

|ACTU| 🏀 🔥 👏👏👏👏

Samy tafita ho amin'ny Lalao manasa-dalana ny J.E.A Basketball Club sy ny Phoenix Basketball Club Antsirabe 2 , solontenan'ny Ligue Vakinankaratra eo amin'ny sokajy Vehivavy any @ atao any Moramanga.

Isa 39 -36 no nandreseny ny ASA Analamanga raha 68-64 kosa no nandavon'ny PHOENIX ny J*P MADA.

Photos from Bira CultuSport 's post 19/06/2026

(ALATSAO EO NY SARINAO MANAO AKANJO NA "MAILLOT" DFC NA SARY MIARAKA )
📌TAGeo ny namanao eto an-toerana na hiakatra any Tana na efa any Tana izay manohana.

Mitaona ireo mpankafia i Laetitia ML hanohana ny Disciples FC ekipantsika avy eto Vakinankaratra amin'ny Lalao 1/2 Finale miverina hiaonana amin'ny ao anatin'ny hoe :

⚽ Rahampitso no fotoana‼️💙❤️⚽
Tsy mpijery fotsiny isika fa joueur faha-12 eny an-kianja 💪
📢 Asehontsika ny herin’ny mpanohana
📢 Ataontsika miredareda ny atmosfera
📢 Entintsika handresy ny ekipantsika
💙❤️ Mena sy manga no code couleur iombonana! 🔥❤️💙

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antsirabe?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Antsirabe