Eli Dah

Eli Dah

Share

Miarahaba tompoko
VENTE EN LIGNE
BROCANTE EUROPÉENNE TSARA BE DAHOLO 🥰
Manao livraison partout 🛵
Mandefa any amin'ny faritra 🚚

📞CONTACT : 0346831111

04/08/2026

Bonsoir daholo 🥰
Retour mamikely foana ry zareo an 🫶

Misaotra anareo nanaraka ny live androany
Demain amin'ny 7h30 hariva indray ny fotoanantsika manaraka 🤎

Bonne nuit daholo 😽

04/08/2026
04/08/2026

Bonjour daholo 🥰
Mamy kely ny mamaky Ilay retour avy aminareo clientes 🫶

Mampahafantatra antsika fa tsy misy live amin'ny 2h30 fa rahariva amin'ny 7h30 ny fotoanantsika
Bonne journée 🥰

03/08/2026

Bonjour daholo 🥰
Tsy misy live aloha androany atoandro fa rahariva amin'ny 7h30 indray ny fotoanantsika ☺️

01/08/2026

Bonjour daholo 🥰
Elaela tsy hita fa efa
misy live amizay rahariva amin'ny 7h30 miaraka amin'ny arrivage be 🤎

27/07/2026

Bonsoir daholo 🥰

Filazana kely fotsiny ity ho anareo izay mbola tsy maharaka :
# Tsy misy live mandritra ny 5jrs fa amin'ny sabotsy 01 août indray vao misy 🤎
# Rahampitso ny faran'ny livraison ho an'izay mbola manana entana aty , fa amin'ny alatsinainy indray vao misy livraison manaraka 🤎
# Amin'ny sabotsy indray izahay vao afaka mamaly mp anareo fa raha misy zavatra mahamaika na confirmation dia miantso an'i Maman( 0346831111 ) 🤎
# Ho an'izay hanao récupération dia miantso mialoha mba handaminana ny fakàna azy 🤎

Mirary soa antsika rehetra 🥰
Bonne soirée daholo 🫶

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Fianarantsoa?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Fianarantsoa