BIRA FOOT CLUB

BIRA FOOT CLUB Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from BIRA FOOT CLUB, Sports Team, Antsirabe.

Vokatra omaly 🔥❤️Ao anaty fanomanana tanteraka ny Équipe 🔥🏆
07/09/2026

Vokatra omaly 🔥❤️

Ao anaty fanomanana tanteraka ny Équipe 🔥🏆

1ère Trophée 🔥2ème Loading... 😁
31/08/2026

1ère Trophée 🔥

2ème Loading... 😁

Tapitra ny lalao 🙏Nisaraka 2-2 ny lalao 90min , Raha nitarika 2 no tsy misy ny KINTANA FC, ary tratra ny BIRA FOOT CLUB ...
31/08/2026

Tapitra ny lalao 🙏

Nisaraka 2-2 ny lalao 90min , Raha nitarika 2 no tsy misy ny KINTANA FC, ary tratra ny BIRA FOOT CLUB sahala nefa zany 🙏, Lavo tamin'ny Tir au but nefa ny BIRA FOOT ka nisaraka ho 5-4 ny lalao 🙏,

Mankasitraka ny KINTANA FC zay 🙏 tamin'ny fanafihana 🔥 Retour BIRA FOOT CLUB 🔥❤️

Jr 1 : BIRA FOOT CLUB 🔥🔥🔥🔥🔥⚽
29/08/2026

Jr 1 : BIRA FOOT CLUB 🔥🔥🔥🔥🔥⚽

MATCH DE DÉFI🔥Lalao manaraka 🔥 zay atao ao amin'ny Kianja ny tombotsoa ny Alahady 30 AoûtHeure : 14h 00BIRA FOOT CLUB  d...
24/08/2026

MATCH DE DÉFI🔥
Lalao manaraka 🔥 zay atao ao amin'ny Kianja ny tombotsoa ny Alahady 30 Août
Heure : 14h 00

BIRA FOOT CLUB dia hampiatrano ny KINTANA FC ( Antananarivo)

🔥 Ndao hanohana ny Équipe 🥰
🔥 Mizaha Fandresena ❤️
🔥 Mena mahery 🔥

Fin du match 🔥BIRA FOOT CLUB   5 _ 4  ChivasMankasitraka ny Équipe 🔥❤️Ao anaty fanomanana atrany mizaha Fandresena 🔥Mena...
23/08/2026

Fin du match 🔥
BIRA FOOT CLUB 5 _ 4 Chivas

Mankasitraka ny Équipe 🔥❤️
Ao anaty fanomanana atrany mizaha Fandresena 🔥

Mena mahery 🔥

Alahady 😁 Mifankahita 🔥                           🔥 Mena mahery ❤️BIRA FOOT CLUB
20/08/2026

Alahady 😁 Mifankahita 🔥
🔥 Mena mahery ❤️
BIRA FOOT CLUB

19/08/2026

Mitady Adversaire izahay anao match mical ny alahady 🙏

Ndao ndray ary 🔥Loading..Tsy ho ela dia tanterahina ny lalao  Match de Défi @ KINTANA FC ( Antananarivo) Ny BIRA FOOT FC...
18/08/2026

Ndao ndray ary 🔥

Loading..

Tsy ho ela dia tanterahina ny lalao Match de Défi @ KINTANA FC ( Antananarivo)

Ny BIRA FOOT FC koa dia vonona ❤️ andray azy ireo 🔥

Ao anatiny izany 🔥 Ny Equipe tsirairay efa manana fahavononana hiatrika izany
Vonona izahay ary anomehy ny tsara indrindra 🔥
Tohano ny antsika 🥰❤️

BIRA FOOT CLUB ( Mena mahery 🔥)

12/08/2026

Mianto kely erindro 😁 manao vacances kely daholo aloha ny équipe 🙏 Mirarisoa ho antsika rehetra ❤️ Bira foot 🔥

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BIRA FOOT CLUB posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category