24/03/2025
LUNDI DE PAQUE, MISOKATRA HO ANTSIKA NY RAVINTSARA GARDEN,HISY CONCOUR PETANQUE,HISY KILALAO IARAHANA.MANASA ANTSIKA HO TONGA MARO
Aire de loisirs (pique-nique,jeux pour enfants,sport...etc)
0349372635
[email protected] Respect de l'environnement
24/03/2025
LUNDI DE PAQUE, MISOKATRA HO ANTSIKA NY RAVINTSARA GARDEN,HISY CONCOUR PETANQUE,HISY KILALAO IARAHANA.MANASA ANTSIKA HO TONGA MARO
27/03/2024
27/03/2024
💖💖Lundi de Pâque 2024💖💖
👉 Efa nisafidy toerana fitsangatsanganana ve ianareo?😊
😍
👉RAVINTSARA GARDEN👈
👉Toerana fitsangatsanganana mety manontolo,fikambanana,namana,mpiara-miasa,zay tia manao shooting....sns
👉Aiza mo izany?
👉miala kely ny ville(ANTSIRABE),(Bemasoandro juste ampitan'ny fiangonana Catholique Bemasoandro Andranomanelatra PK 14.
👉Toerana milamina,tsotra,mahafinaritra,mety tsara ho an'izay te hiova rivotra hisitaka kely ny rotoroto.
👉 Te hampifaly ankizy? Tongava fa malalaka tsara ny toerana sady misy kilalao mahafinaritra(balançoires ,kilanjakilanja,baby foot,billard...sns)
👉Izay tia voninkazo koa tsy adino afaka mijery soa aman-tsara fa misy ato amin'ny Ravintsara Garden 😍😍
👉 Misy terrain de pétanque malalaka be
👉Afaka manao privatisation zay tia manao barbecue ny andavan'andro an,dia afaka manao grillade sy mahandro sakafo ihany koa
👉Feu de camp👍👍
☝PRIVATISATION PLACE(0349372635):
-sortie associative,évènement familial, barbecue party,formation,corporate,mariage...sns
😊Tongava ary e,miandry anareo izahay ato GARDEN😊
Fidirana 2000ar tompoko
07/10/2023
@ izao andro mafana izao,tongava maka rivotra,manao pique nique miaraka ,namana, mpiara miasa.Ravintsara Garden Bemasoandro Andranomanelatra.Malalaka tsara ny toerana,misy parking,akaiky ny RN7