Ligue Régionale Kick Boxing Vakinankaratra

Ligue Régionale Kick Boxing Vakinankaratra

Share

“La Ligue Régionale de Kick-Boxing du Vakinankaratra a pour mission de promouvoir, encadrer et développer le kick-boxing dans toute la région.

Discipline, respect, performance — ensemble, formons les champions de demain.” 🥊🇲🇬

Photos from Ligue Régionale Kick Boxing Vakinankaratra's post 16/08/2026

" Ala-Vela 1ère édition " natao tany Morondava, ny sabotsy 15 Aogositra 2026.

Vokatra :

sokajy (- 63kg) : Champion i Iannick.
sokajy (-54kg) : Vice champion i Michel.

Izy mirahalahy ireo no niaro ny voninahitry ny faritra Vakinankaratra.

Photos from Ligue Régionale Kick Boxing Vakinankaratra's post 15/08/2026

Fampisehoana " Kick Boxing " niarahana tamin'ny Club Eagle's Team, nandritra ny hetsika Vak'Ranty 2026, ny Sabotsy 15 Aogositra 2026.

Nentanina teto ny maha-zavadehibe ny fanaovana fantanjahantena toy ny haiady ho an'ny tanora ho tombontsoan'ny fanabeazana ara-batana, ara-tsaina, ara-panahy.

13/08/2026

🎥 FILAHARAN'NY LIGIM-PARITRA " Vak'RANTY 2026"
📆 Alakamisy 13 Aogositra 2026.
🙏🏼 Mankasitraka antsika rehetra nanotrona.

🥊 Ilay Démonstration hatao miaraka amin'ny Club Eagle's Team Antsirabe, dia niova ho amin'ny Sabotsy 15 Aogositra 2026, amin'ny 11 ora.

Entanina hatrany isika hifanohana ! 🤝

13/08/2026

FILAHARANA NY LIGY " Vak'RANTY 2026 ".
Alakamisy 13 Aogositra 2026.

Mankasitraka antsika rehetra tonga namaly ny antso, Isaorana ny clubs rehetra tonga nanotrona.

Tsaihivina fa niova ho ny sabotsy 15 Aogositra 2026, amin'ny 11 ora ny "démonstration Kick Boxing" eo amin'ny Podium, tarihan'ny Club Eagle's Team Antsirabe.
Miantso antsika hatrany hifanotrona.

📷 : Tonga avy nilahatra : Faritra - Antsenakely - Atsinanantsena - Avaratsena - 4 chemins Ambohimiandrisoa - Andranomadio - stedic - Kisomby - I love Abe - JIRAMA - Tsangambato.

Photos from Ligue Régionale Kick Boxing Vakinankaratra's post 13/08/2026

📢 " Vak'Ranty " 13-14-15 Aogositra 2026, Antsirabe.

🕑 @ 11 ora ao amin'ny Biraon'ny Faritr'i Vakinankaratra no fotoana.

✅ Samia mitondra rano sy akanjo maivana fa hilahatra manodidina ny tanana isika.

📆 Ny Zoma 14 Aogositra 2026, kosa dia hisy "demonstration" eo amin'ny Podium (Hampitaina amintsika ihany ny antsipiriany).



📷. 1- Championnat Section Antsirabe I
2 - Combat de défi organisé par le club Trav.

Photos from Ligue Régionale Kick Boxing Vakinankaratra's post 11/08/2026

FIANTSOANA AVY AMIN'NY FARITR'I VAKINANKARATRA.

Araka ny fampitam-baovao avy amin'ny Faritr'i Vakinankaratra, dia milahatra ny ligim-paritry ny Kick Boxing, ny Alakamisy 13 Aogositra 2026, mandritra ilay hetsika " VAK'Ranty ". Antsoina ny "Clubs" rehetra ho tonga ao amin'ny Biraon'ny Faritra amin'ny 11 ora maraina io Alakamisy io.Ny zoma 14 Aogositra kosa dia hisy " Démonstration " hataon'ny taranja Kick Boxing eo amin'ny Podium.

Photos from Ligue Régionale Kick Boxing Vakinankaratra's post 08/08/2026

📷.
Ady "Kick-Boxing", nokarakarain'ny "Club TraV Antsirabe, tao amin'ny CEG Immaculée Conception, ny sabotsy 08 Aogositra 2026.

Ady 35 nahitana ankizy, tanora vavy sy lahy, lehibe, kilasy C,B,A.

01/08/2026

...Fitsenana an'i Issa Elhadji Rina Machillour, izay zanak'Antsirabe, tompondakan'i Afrika 2026, tany Cameroun, eo amin'ny taranja Kick Boxing (Light Kick Senior -65 kg), ny zoma 31 jolay 2026.

Photos from Ligue Régionale Kick Boxing Vakinankaratra's post 29/07/2026

...Tontosa ny Sabotsy 25 jolay 2026, ny fifidianana izay ho filohan'ny " Section Betafo " ho an'ny taranja Kick Boxing - DA.
Atoa RAKOTONJOANY Fanomezantsoa Jean Marie no voafidy hitantana indray ity "Section" ity.

22/07/2026

...Ho tanterahana ao amin'ny CAPJ Betafo ny Sabotsy 25 jolay 2026, amin'ny 10 ora maraina, mandritra ny AGE (Assemblée Générale Élective) ny fifidianana izay ho Filohan'ny "Section Kick Boxing" Betafo.

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antsirabe?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Lot
Antsirabe
110

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00