Blaugrana Fans Vakinankaratra Ofisialy

Blaugrana Fans Vakinankaratra Ofisialy ​🔵🔴 Ivon’ny mpitia FC Barcelona eto Vakinankaratra! Hizara vaovao, tantara, ary hambom-po ho an’ny Blaugrana ⚽🔥

Fitiavana iray, Klioba iray.

Visca Barça! 💙❤️

​

💙❤️ Natory tsara daholo ve nareo? 😁Natsiro iny film ôrera taminy alina iny e!👹 Fa ny tena nampiomehy ahy tamin'ireny dia...
17/09/2026

💙❤️ Natory tsara daholo ve nareo? 😁

Natsiro iny film ôrera taminy alina iny e!👹
Fa ny tena nampiomehy ahy tamin'ireny dia ilay fitadiavana an'ito but ito 👇(aminy sary) efa nomena penalty fa eee, namakivaky fa eee, taminy farany matiny ihany ilay zavatra. Mafy ilay Rôle ka. 😂 reny no tena hoe mijalijaly kely ilay Rôle 😅

Kôpy ve nareo amin'izany zavatra resahako zany e? 😜 misimisia ny ohatr'ireny 😌

Miraray tontolo andro feno tsiky ho antsika rehetra ny Admin 👋☺️

🔵🔴 Visca Barça

✍️ BFV

🚨🔵🔴 TAPITRA NY LALAO!🏆 FC BARCELONE 7–2 RACING SANTANDER🔥 Fandresena faha-6 tao anatin’ny lalao 6 LaLiga!✅ Isa 3 indray ...
16/09/2026

🚨🔵🔴 TAPITRA NY LALAO!

🏆 FC BARCELONE 7–2 RACING SANTANDER

🔥 Fandresena faha-6 tao anatin’ny lalao 6 LaLiga!
✅ Isa 3 indray azo am-paosy
🥇 FC Barcelona voalohany
⚽ Raphinha, Meilleur Buteur de LaLiga

⚽ 8’ Cancelo (Lamine Yamal)
⚽ 23’ Raphinha (p)
⚽ 36’ Cancelo (Olmo)
⚽ 42’ Raphinha (Olmo)
⚽ 67’ Raphinha (P)
⚽ 79’ Gabriel Jesus
⚽ 89’ Lamine Yamal (Adeyemi)

😅 Raha ny tena marina, tokony efa nihoatra ny 10 ny baolina raha nifantoka tsara kokoa teo anoloan’ny cage isika!

💥 Mafy ny attaque, tsy misy resaka!
🔥 Cancelo en feu!
🎯 Rapha, toy ny mahazatra, tsy miraty occaz eo anoloan’ny but.
😅 Somary manao forcé kely i Lamine... Na izany aza, but 1 + passe décisive 2 androany! 👏
😂 Ary i Adeyemi? Tokony efa triplé tany mihitsy raha nifantoka kely

Fa ny zava-dehibe aloha: FANDRESENA! 💙❤️

👕 Momba ny lalao T-shirt BFV: tena tsy nisy nahita ny score marina androany e! 😂

🌙 Tafandriamandry ry Culers!

❤️💙 VISCA BARÇA!

🖊 BFV

🔵🔴 MI-TEMPS🏆 FC BARCELONE 4–1 RACING SANTANDER⚽ 8’ Cancelo (Lamine Yamal)⚽ 23’ Raphinha⚽ 36’ Cancelo (Olmo)⚽ 42’ Raphinh...
16/09/2026

🔵🔴 MI-TEMPS

🏆 FC BARCELONE 4–1 RACING SANTANDER

⚽ 8’ Cancelo (Lamine Yamal)
⚽ 23’ Raphinha
⚽ 36’ Cancelo (Olmo)
⚽ 42’ Raphinha (Olmo)

🔥 Aleo aloha amin’izao!
Ny hita hatreto dia mbola betsaka mihitsy ny baolina tokony ho tafiditra. 😅

💥 Mafy ny attaque-tsika, tsy misy resaka!
🚀 Velona i Cancelo androany, ary tena mampiseho ny maha-zava-dehibe azy.

⏳ Andao hojerentsika izay hitranga amin’ny tapany faharoa…

❤️💙 VISCA BARÇA!

🖊 BFV

Efa ao tsara daholo ve 😁 ? Afaka minitra vitsy dia anomboka ny lalao fa etsy ange e...🚨 Tadidinareo moa ilay nofinofin'i...
16/09/2026

Efa ao tsara daholo ve 😁 ? Afaka minitra vitsy dia anomboka ny lalao fa etsy ange e...🚨 Tadidinareo moa ilay nofinofin'i Chelsea haka an'i Fermin amin'ny vidiny 40M? 😅

De hiverina indray hono ry zareo amin’ny volana Janoary.. 💁

🎯 Ny tanjon’izy ireo dia ny hanatanteraka fifindrana goavana sy hahatonga izany ho iray amin’ireo transfert manan-tantara indrindra ataon’ny klioba.

👀 Hanao ahoana ny valintenin’ny Barça sy Fermín?

❤️💙 Visca Barça!

✍️ Newsports

🖊 BFV

IREO 11 HIJORO VOALOHANY 👇TSY MISY ANKISANGY MIHITSY ALOHA HATRETO FA TONGA DIA IREO 11 TYPE FOANA NO AMPIJORON'I TONTON...
16/09/2026

IREO 11 HIJORO VOALOHANY 👇

TSY MISY ANKISANGY MIHITSY ALOHA HATRETO FA TONGA DIA IREO 11 TYPE FOANA NO AMPIJORON'I TONTON FLICK 🙏

I CUCU NO NAMPANGALANA AINA KELY 💁

LALIGA andro faha 6

FC BARCELONE 🆚 SANTANDER
⏰ 22h30 ora Madagascar
📺 DAZN, Disney+, Canal+Sports 4

VISCA BARÇA 💙❤️

🔵🔴 ERIC GARCÍA - L'HOMME MASQUÉ - TSY DIA BE RESAKA,Raha misy joueur tena sous-coté ao Barça amin’izao, dia anisan’ny vo...
16/09/2026

🔵🔴 ERIC GARCÍA - L'HOMME MASQUÉ - TSY DIA BE RESAKA,

Raha misy joueur tena sous-coté ao Barça amin’izao, dia anisan’ny voalohany tonga ao an-tsaina i Eric García.

Avy ao La Masia, nandeha tany Manchester City, ary niverina tao Barça tamin’ny 2021. Nandalo tao Girona koa izy, toerana nahazoany indray ny confiance sy ny stabilité. 🔄

Ny tena hafa kely aminy? 👀
Hatramin’izao, mbola sarotra ny mamaritra hoe inona marina no poste-ny ao amin’ny équipe:

👉 MDF? Mahavita.
👉 Arrière droit? Mahavita.
👉 Défenseur central? Io no poste niaviany.

Tsy ny physique na ny hype no tena mampiavaka azy, fa ny intelligence de jeu, ny lecture du jeu, ny passe ary ny fahafahany manomboka action avy any aoriana. 🧠⚽

Tsy ilay joueur be buzz, tsy dia mitady lumière… fa rehefa mila olona mameno toerana i Barça, Eric dia eo foana.

Tsy be bruit… fa be utilité. 🔵🔴

VAMOS ERIC... VISCA BARÇA ❤️💙

🖊 BFV

🔵🔴 SALAMA ABY RY CULERS! 🔥Araka ilay efa nampanantenainay antsika teto amin’ny pejy, indro ary ny endrik’ilay Tee-shirt ...
16/09/2026

🔵🔴 SALAMA ABY RY CULERS! 🔥

Araka ilay efa nampanantenainay antsika teto amin’ny pejy, indro ary ny endrik’ilay Tee-shirt BFV 🎽✨ izay HOZARAINA MAIMAIMPOANA ho an’izay handresy amin’ny LALAO PRONOSTIC SEPTEMBRE 🏆🔥

👉 Ary tsy eto ihany… HISY HATRANY ISAM-BOLANA ny Tee-shirt ho an’izay handrombaka ny lalao! 😎💙❤️

🎯 Koa miomàna Culers, mety ho anao indray ny manaraka! 😉

🍀 Mirary soa daholo ry Culers!

🔵🔴 VISCA BARÇA!🔵🔴

🖊 BFV

🤔🔵🔴 MBA FANTATRAREO VE FA…? 👀🔥Taorinan'ny aire Pep 2011 - 2012, 15 taona aty aorina indray ny attaque Barcelonaise vao s...
16/09/2026

🤔🔵🔴 MBA FANTATRAREO VE FA…? 👀🔥

Taorinan'ny aire Pep 2011 - 2012, 15 taona aty aorina indray ny attaque Barcelonaise vao saika nahatratra ny record buts maty tao anatin'ny lalao 5 voalohany nataony. Midika izany fa tsy misy atahorana intsony ny fanafihana amin'ity taompilalaovana ity. 💁💥

😱 Tsy lavitra ny record :

🥇 23 buts - 1950/51 👑
🥈 22 buts - 2011/12
🔥 21 buts - 2026/27

👉 1 but monja sisa dia mitovy amin’ilay Barça 2011/12!
👉 2 buts sisa dia mamaky ilay record historique! 🤯

Ny tantara efa eo anoloantsika…!

VISCA BARÇA 💙❤️

🖊️ BFV

🔵🔴 Ny fifanarahana nataon'ny Barça sy i ABDELKARIM ✍️✍️ Nanao sonia contrat vaovao hatramin’ny 30 Jona 2030 ilay tanora ...
16/09/2026

🔵🔴 Ny fifanarahana nataon'ny Barça sy i ABDELKARIM ✍️

✍️ Nanao sonia contrat vaovao hatramin’ny 30 Jona 2030 ilay tanora mpanafika.

💰 Ary vao mainka nampiakarin’ny Barça ho €150M ny clause libératoire-ny! 😮‍💨

Tsy nahagaga izany taorian’ilay pré-saison tena nahafinaritra, izay nahafatesany 4 buts be izao, izy no nahafaty betsaka indrindra ⚽🔥

👀 18 taona monja, fa efa mampiseho fa misy zavatra lehibe ao aminy…

🔵🔴 Barça manao mazava tsara: Abdelkarim dia anisan’ny tetikasa ho an’ny hoavin’ny attaque! 🌟

2030… mbola vao manomboka ny tantara. 🐺💙❤️

Vamos Abdelkarim 💪

🔵🔴 VISCA BARÇA

✍️ BFV

Address

ANTSIRABE
Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Blaugrana Fans Vakinankaratra Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share