13/07/2026
๐ผ ๐๐ฒ๐'๐ ๐ฐ๐ถ๐ฟ๐ฐ๐น๐ฒ ๐ฏ๐ฎ๐ฐ๐ธ ๐๐ผ ๐๐ต๐ถ๐ ๐น๐ฎ๐๐ฒ๐ฟ.
Instead of saying "We'll talk about it later," native speakers often say:
โก๏ธ ๐๐ฒ๐'๐ ๐ฐ๐ถ๐ฟ๐ฐ๐น๐ฒ ๐ฏ๐ฎ๐ฐ๐ธ ๐๐ผ ๐ถ๐ ๐น๐ฎ๐๐ฒ๐ฟ.
๐ Examples:
โข ๐๐ฒ๐'๐ ๐ฐ๐ถ๐ฟ๐ฐ๐น๐ฒ ๐ฏ๐ฎ๐ฐ๐ธ ๐๐ผ ๐๐ต๐ถ๐ ๐น๐ฎ๐๐ฒ๐ฟ after we've reviewed the budget.
โข We don't have enough information yet. ๐๐ฒ๐'๐ ๐ฐ๐ถ๐ฟ๐ฐ๐น๐ฒ ๐ฏ๐ฎ๐ฐ๐ธ ๐๐ผ ๐๐ต๐ถ๐ ๐ป๐ฒ๐
๐ ๐๐ฒ๐ฒ๐ธ.
โข That's a good point. ๐๐ฒ๐'๐ ๐ฐ๐ถ๐ฟ๐ฐ๐น๐ฒ ๐ฏ๐ฎ๐ฐ๐ธ ๐๐ผ it at the end of the meeting.
10/07/2026
โTsy mora ny mijery ny vaovao amin'izao fotoana izao.
โ
โFahaverezana, habibiana, fahafatesana, ranomaso...
โ
โTsy misy teny ampy hamaritana ny alahelo
โ
โMiondrika am-panajana manoloana ireo niharam-boina.
โ
Mankahery ireo fianakaviana sy havana misaona.
โ
โMankahery antsika rehetra izay miaina ao anatin'ny tahotra sy tebiteby amin'izao fotoana izao.
โ
โAry mivavaka mba hiseho ny marina, hanjaka ny rariny, ary hiverina tsikelikely ny fandriam-pahalemana eto Madagasikara. ๐ฒ๐ฌ๐๏ธ
โ
โ Sary fanehoana: Info24MDG
08/07/2026
๐
๐ข๐น๐ผ๐ป๐ฎ ๐๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป'๐ถ๐๐ฎ๐ ๐๐ฎ๐ฟ๐ผ-๐ธ๐ฒ๐ป๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐ต๐ผ ๐๐ฎ๐น๐ผ๐ต๐ฎ
Voafidy ho ๐ฃ๐ฟ๐ฒฬ๐๐ถ๐ฑ๐ฒ๐ป๐ an'ny ๐๐ป๐ด๐น๐ผ๐ฝ๐ต๐ผ๐ป๐ฒ ๐ฆ๐๐๐ฑ๐ฒ๐ป๐๐ ๐๐๐๐ผ๐ฐ๐ถ๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป tao amin'ny Oniversiten'Antananarivo anefa aho tamin'ny 2019 ka tsy maintsy nandray fitenenana matetika eo imason'olona be dia be.
Tsy afenina fa stressรฉ aho tamin'ireny.
Mbola tadidiko tsara, nisy mpianatra iray nanatona ahy rehefa vita ny fandraisako fitenenana indray andro.
Hoy izy tamiko:
"๐ฃ๐ฟ๐ฒฬ๐๐ถ๐ฑ๐ฒ๐ป๐ ๐ฎ! ๐ ๐ถ๐น๐ฎ ๐บ๐ถ-๐๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ๐ถ๐น๐น๐ฒ๐ฟ ๐ฐ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐บ๐ฒ ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฒ๐ณ๐ฎ ๐บ๐ถ๐๐ฒ๐ป๐."
Tsy io mihitsy ny remarque tiako ho re tamin'io fotoana io fa rehefa nandinika aho tatแปณ aoriana, dia tsapako fa isan'ny torohevitra tsara indrindra nomena ahy izy io.
Dia nanomboka nanao exercices hahafahana manatsara ny fomba fandraisako fitenenana aho.
๐น Nanao ๐ฟ๐ฒฬ๐ฝ๐ฒฬ๐๐ถ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐ฎฬ ๐๐ผ๐ถ๐
๐ต๐ฎ๐๐๐ฒ imbetsaka.
๐น Nianatra tsianjery ny ๐ณ๐ฒ๐ต๐ฒ๐๐ฎ๐ป๐๐ฒ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฏ๐ผ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ, satria io no tena sarotra.
๐น Niofana hifehy ny hafainganam-pitenenako: r๐ฎ๐ต๐ผ๐๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ผ ๐บ๐ถ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ป๐ฎ, ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ผ๐๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ผ ๐บ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐ธ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ณ๐ฒ๐ผ ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฎ๐ณ๐ ๐ต๐ฒ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ.
๐น Ary naka segondra vitsy nijerena ny mpanatrika alohan'ny hanombohana.
Tsy nampanjavona tanteraka ny ๐๐๐ฟ๐ฒ๐๐ izany fa nampihena azy mba hahafahako mifehy ny tenako sy mampita tsara ny hafatro tiako zaraina.
๐ก ๐ง๐ผ๐ฟ๐ผ๐ต๐ฒ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐ฎ๐ป๐: Ataovy matanjaka ny rรฉpรฉtition alohan'ny handraisam-pitenena imasom-bahoaka. Rehefa tena zatra mandeha ho azy tsy mila rรฉpรฉtition intsony io.
Ary ianao, inona no tena manahirana anao rehefa handray fitenenana imasom-bahoaka, indrindra rehefa amin'ny teny anglisy? ๐
๐๐ Te hanatsara ny fahaizanao miteny anglisy ve ianao? Fidio izay fiofanana Ideal English mifanaraka amin'ny tanjonao. Misorata anarana amin'ny hafatra miafina.
07/07/2026
๐ฑ "๐๐ฆ โ๐๐ง๐ โ๐๐๐ ๐๐ ๐ฃ๐๐๐๐-๐๐ ๐๐๐๐๐๐, ๐๐ฆ ๐ก๐๐๐ฆ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ก๐ ๐๐๐."
๐ Teto amin'ny ๐๐ฒ๐ป๐๐ฟ๐ฒ ๐ฑ๐ฒ ๐๐ผ๐ฟ๐บ๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐๐ผ๐๐ฎ๐๐ผ๐ฎ ๐๐ป๐๐๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ฏ๐ฒ no nampianarako teny anglisy voalohany, tamin'ny taona 2019.
๐ Tafaverina tany indray aho ny zoma lasa teo. Tsy nampianatra akory fa ๐ป๐ถ๐๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฒ๐น๐ฎ๐ฏ๐ฒ๐น๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป-๐ธ๐ฒ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐๐ฒ๐ป๐ ๐ฎ๐ป๐ด๐น๐ถ๐๐ nataona tanora vitsivitsy.
๐ Nahafaly sy nanohana ny foko ny fahasahian'izy ireo nijoro sy naneho ny fahaizany.
๐ Misaotra ny Centre de Formation Lovasoa Antsirabe mahatoky sy tsy mahafoy.
๐ Mirary soa ireo mpandray anjara rehetra ho lasa lavitra be eo amin'ny fiainana.
---
๐ ๐ Passez ร l'action : choisissez la formation Ideal English qui correspond ร vos objectifs. ๐๐ป๐๐ฐ๐ฟ๐ถ๐๐ฒ๐-๐๐ผ๐๐ ๐ถ๐ฐ๐ถ: https://m.me/61567178410084
06/07/2026
โฐ ๐ง๐ต๐ฒ ๐ฑ๐ฒ๐ฎ๐ฑ๐น๐ถ๐ป๐ฒ ๐ถ๐ ๐ฎ๐ฝ๐ฝ๐ฟ๐ผ๐ฎ๐ฐ๐ต๐ถ๐ป๐ด
๐ก Meaning:
The due date is getting close, so you need to finish your work soon.
๐ Examples:
We need to finish the report. ๐ง๐ต๐ฒ ๐ฑ๐ฒ๐ฎ๐ฑ๐น๐ถ๐ป๐ฒ ๐ถ๐ ๐ฎ๐ฝ๐ฝ๐ฟ๐ผ๐ฎ๐ฐ๐ต๐ถ๐ป๐ด.
๐ง๐ต๐ฒ ๐ฑ๐ฒ๐ฎ๐ฑ๐น๐ถ๐ป๐ฒ ๐ถ๐ ๐ฎ๐ฝ๐ฝ๐ฟ๐ผ๐ฎ๐ฐ๐ต๐ถ๐ป๐ด, so let's focus on the final details.
๐ข๐๐ฟ ๐ฑ๐ฒ๐ฎ๐ฑ๐น๐ถ๐ป๐ฒ ๐ถ๐ ๐ฎ๐ฝ๐ฝ๐ฟ๐ผ๐ฎ๐ฐ๐ต๐ถ๐ป๐ด. Can you send me the revised document today?
01/07/2026
Ankoatra ny fampiofanana ๐๐๐๐ถ๐ป๐ฒ๐๐ ๐๐ป๐ด๐น๐ถ๐๐ต, dia mandray anjara amin'ny tetikasa hafa koa aho indraindray.
Amin'izao fotoana izao, ohatra, dia mitsara ๐ฒ๐๐๐ฎ๐๐ nosoratan'ny tanora vitsivitsy avy any Antsirabe no ataoko ato.
Mahafinaritra ny mahita ny ezak'ireo tanora ireo. ๐
Fa ireto aloha misy torohevitra 5 tsotra mety hanampy anao rehefa manoratra:
โ
๐ญ. ๐๐ฟ๐ฎ๐ถ๐ป๐๐๐ผ๐ฟ๐บ๐ถ๐ป๐ด
Angony daholo aloha izay hevitra rehetra tianao hampidirina.
โ
๐ฎ. ๐ง๐ต๐ฒ๐๐ถ๐
Tokony ho fantatry ny mpamaky avy hatrany ny hevitra fototra tianao haroso.
โ
๐ฏ. ๐ข๐๐๐น๐ถ๐ป๐ฒ
Asio rafitra mazava: Introduction โ Body โ Conclusion.
โ
๐ฐ. ๐ฃ๐ผ๐ฟ๐ผ๐ณ๐ผ ๐ป๐ฎ ๐ผ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ
Ny hevitra tsy misy fanazavana na ohatra dia tsy dia maharesy lahatra.
โ
๐ฑ. ๐ฃ๐ฟ๐ผ๐ผ๐ณ๐ฟ๐ฒ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ป๐ด
Avereno vakiana mba ahitana izay mety fahadisoana madinidinika.
Mirary fahombiazana ho an'ny mpianatra sy izay rehetra miezaka manatsara ny fahaizany manoratra! โ๏ธ๐
---
๐ ๐ Passez ร l'action : choisissez la formation Ideal English qui correspond ร vos objectifs. ๐๐ป๐๐ฐ๐ฟ๐ถ๐๐ฒ๐-๐๐ผ๐๐ ๐ถ๐ฐ๐ถ: https://m.me/61567178410084
29/06/2026
๐๐ถ๐ฑ ๐๐ผ๐ ๐ธ๐ป๐ผ๐?
In English, we ๐ต๐ฎ๐๐ฒ ๐ฎ ๐บ๐ฒ๐ฒ๐๐ถ๐ป๐ดโnot ๐ฑ๐ผ a meeting.
โ
๐๐
๐ฎ๐บ๐ฝ๐น๐ฒ๐:
โข We ๐ต๐ฎ๐๐ฒ ๐ฎ ๐บ๐ฒ๐ฒ๐๐ถ๐ป๐ด at 10 a.m.
โข Let's ๐ต๐ฎ๐๐ฒ ๐ฎ ๐พ๐๐ถ๐ฐ๐ธ ๐บ๐ฒ๐ฒ๐๐ถ๐ป๐ด before lunch.
โข We'๐ฟ๐ฒ ๐ต๐ฎ๐๐ถ๐ป๐ด ๐ฎ ๐บ๐ฒ๐ฒ๐๐ถ๐ป๐ด with the client tomorrow.
๐ก ๐ฅ๐ฒ๐บ๐ฒ๐บ๐ฏ๐ฒ๐ฟ:
We ๐ต๐ฎ๐๐ฒ meetings, conversations, discussions, appointments, and interviews.
What other Business English mistakes would you like us to explain? Let us know in the comments! ๐
---
๐ ๐ Passez ร l'action : choisissez la formation Ideal English qui correspond ร vos objectifs. Inscrivez-vous ici: https://m.me/61567178410084
26/06/2026
26 Jona 2026
๐ฒ๐ฌ Tratry ny Asaramanitra! ๐ฒ๐ฌ
๐ฒ๐ฌ Happy Independence Day, Madagascar! ๐ฒ๐ฌ
24/06/2026
๐ก ๐ผ๐๐ค๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐ฉ๐๐ค ๐ง๐๐๐๐๐ ๐ข๐๐ฃ๐๐ฉ๐ง๐๐ ๐ ๐๐๐ซ๐ค๐ง๐๐๐ฃ๐ ๐๐ข๐๐ฃ'๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ฃ๐๐ก๐๐จ๐ฎ ๐ฃ๐๐๐ ๐ฉ๐จ๐ฎ ๐๐ฏ๐ค๐ฃ๐๐ค ๐ฉ๐จ๐๐ง๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐ฃ๐ฉ๐จ๐๐ฅ๐๐ง๐๐๐๐ฃ'๐๐ฏ๐๐ฎ ๐ง๐๐๐๐ฉ๐ง๐ ๐ซ๐ค๐๐ก๐๐ฏ๐?
Ity ny vahaolana vonjimaika (ร court terme):
Mifantoha amin'ny:
โ
๐๐๐ฎ ๐๐ ๐๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ถ๐บ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ
โ
๐๐ฎ๐๐
โ
๐๐๐ฎ ๐๐ผ๐ธ๐ผ๐ป๐ ๐ต๐ฎ๐๐ฎ๐ผ
โ
๐๐ฒ-๐ฝ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ (๐ฑ๐ฒ๐ฎ๐ฑ๐น๐ถ๐ป๐ฒ๐)
Matetika ireo no tena zava-dehibe indrindra amin'ny asa andavanandro.
Fa ity kosa ny vahaolana maharitra (ร long terme):
๐ ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐๐๐๐ถ๐ป๐ฒ๐๐ ๐๐ป๐ด๐น๐ถ๐๐ต ๐บ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐๐ฑ๐ฒ๐ฎ๐น ๐๐ป๐ด๐น๐ถ๐๐ต fa:
๐ฏ Ho azonao izay voalaza amin' ny fivoriana
๐ฏ Ho sahy hametraka fanontaniana ianao
๐ฏ Afaka hanao prรฉsentation ihany koa
Mandefasa MP na antsoy ny 033 11 806 50 raha mila fanazavana fanampiny.