BIG’S GYM

BIG’S GYM

Share

Musculation-Force-Motivation

11/08/2026

Ilay akama panokatsa sale isakan’ny maraina ren ☺️😅
Merci beaucoup anareo aki a🥰

Antsänïaïnæ Erïcä
Rùndy Elisah

28/07/2026

🏋️🏋️👌👌

12/07/2026

Sur mitsy les zandry kely 👊

🚨Hifandona amin’i France i Espagne amin’ny lalao hiadiana toerana amin’ny famaranana. Tsy maneho ahiahy mihitsy anefa i Lamine Yamal, izay mino fa ny Frantsay aza no tokony hitandrina.

Lamine Yamal — « Raha misy tokony hatahotra, dia izy ireo. Efa nesorinay tamin’ny fifaninanana izy ireo [tamin’ny Euro 2024 sy ny UEFA Nations League 2024-2025].

Samy ekipa goavana izahay, ary amiko dia izahay roa no tsara indrindra amin’izao fotoana izao. Saingy tsy matahotra ekipa na iray aza izahay. »

Photos from BIG’S GYM's post 10/07/2026

Fotoana ny vancance zao e, Dao hikotrana e🏋️
Mora Hita be le toerana, ka dia mitongava e🫡🫡

02/07/2026

Motivation kely alo 🔥🔥🔥

24/06/2026

salama daoly isika rehetra staff sy izay rehetra mbola tsy nikotrana ato aminy BIG’S GYM
👉👉Fa misokatra isika rampitso 👈👈
Henri Maximin Robert
Herman Fataka
Jayonne Prayaze
Fabrise Robert

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Address

Itaosy
Antananarivo
102