DAX FC Tena izy

DAX FC Tena izy

Share

Dax fc Ambohimanarina🇲🇬

Photos from DAX FC Tena izy's post 02/09/2026

Antsary indray ooooo Efa hifarana ny kotrana vacances rankizy a ,,,, Zoma aminy 1sasany manomboka ny kotrana eny aminy kianja sodim ampitany star ankazomanga. Aza adino ny rano sy ny fitaovana ooooo⚽️
Mbola mandray ankizy hatrany izahay an
0348067664 ra mila anle fanampiny fanazana ……………

Photos from DAX FC Tena izy's post 01/09/2026

Alarobia manomboka aminy 1 ny kotrana hoany ny sokajy taona 7.9.11 ao aminy synthétique ambodivonkely.
Ny ambony kosa dia eny aminy kianja sodim andraharo.:::…….. mbola mandray ankizy hatrany izahay 0348067664 ra mila fanazavana fanampiny.⚽️🙏❤️🇲🇬

Photos from DAX FC Tena izy's post 28/08/2026

Kotrana demain synthetic ambodivonkely manomboka aminy 8 h ny catégorie rehetra , Mankasitraka antsika sahady aminy fahatongavana eeee . Mbola mandray ankizy izahay ra te hiditra ho famille milay ny zanantsika ..
0348067664 ra mila fanazavana fanampiny

24/08/2026
Photos from DAX FC Tena izy's post 24/08/2026

Program oooo.
Mercredi 13h manomboka ny catégorie u9 sy u11 eo aminy terrain ambodivonkely synthetic,
U13 sy u15 kosa eny aminy sodim andraharo terrain mahazatra 13h30 manomboka . Lazaina eto iany ny program vendredi sy samedi . Mbola mandray ankizy hatrany izahay ra maniry ny hiditra famille ny zanakareo, Dax fc vonona fona ny aminy fanampina ny zanankitsika 🙏❤️⚽️🇲🇬 0348067664 ra mila fanazavana fanampiny ……..

Photos from DAX FC Tena izy's post 15/08/2026

N’y androany tsara fona e. Efa samy mihezaka ny rehetra dia mazoto ny ankizy. Lundi 13h30 n’y entrenement eny aminy terrain sodim andraharo catégorie rehetra. Mbola mandray ankizy hatrany oooo
0348067664 ra mila fanazavana fanampiny hianareo ,Musumica Dax ArohasinaDaxido Arohasina

14/08/2026

Jiaby salut. Entrenement demain terrain synthétique ambodivonkely manomboka 8h tsy diso. Ny catégorie U9 sy U 11 . Terrain sodim kosa ny U 13 aminy 8h30 ny rendez-vous. Entina iany ny maillot mavo . Mbola mandray ankizy hatrany izahay ra tinao ny hiaradalana aminy DAX FC . Ny ankizy tsy atao fitedavambola fa ampina amizay tokony ho izy.
0348067664 ra mila fanazavana fanampiny Daxido ArohasinaMusumica Dax ArohasinaAction pour le développement d'AmbohimanarinaAaronRaz Ibn AndrianampoinaAaron Fanantenana Andrianampoina

10/08/2026

Salama jiaby oooo. Cours francais sy Anglais demain 14h .
Entrenement mercredi 13h Manomboka catégorie U11, U13 . Terrain synthétique ambodivonkely,
Vendredi 13h30 terrain sodim andraharo .
Mbola mandray hatrany izahay ra misy te hiditra anampy ny ato aminy DAXFC.
0348067664 ra mila fanazavana fanampiny,
Daxido Arohasina sary fanehona papa isma

Photos from DAX FC Tena izy's post 04/08/2026

Mianatra fona ny ankizy. 🙏🙏🙏🙏❤️🇲🇬⚽️ mihaina aminy zavatra misy alo Daxido ArohasinaMusumica Dax ArohasinaAaronRaz Ibn AndrianampoinaAction pour le développement d'Ambohimanarina

Photos from DAX FC Tena izy's post 29/07/2026

Mitohy fona ny fanazaratena oooo.
Ny manaraka dia ny zoma aminy 1 ora sasany eny aminy kianja mahazatra antsika sodim ampitany star andraharo.
Ny a sabotsy kosa dia Manao match amical eny mahamasina ny category rehetra akotrany 9taona mihidina mikotrana eny aminy kianja petit boy ambodivonkely aminy 8ora maraina .
Mbola mandray ankizyizahay ra tinao hiditra aminy DAX FC ny zanakao
0348067664. Ra mila fanazavana fanampiny .
Inscription 10000ar
Ecolage par mois 15000ar
Maillot obligatoire 25000ar X 2. Couleur samy hafa . Action pour le développement d'AmbohimanarinaMusumica Dax ArohasinaDaxido ArohasinaAaronRaz Ibn Andrianampoina@

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Antananarivo
TANA101