DagoVans

DagoVans

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from DagoVans, Sports Club, Antananarivo.

Club moto automobile pour passionnés de van; voyages, course et drag etc...
Nous organisons des rassemblements, sorties, road trips, événements sportifs et actions solidaires et sociales.

22/08/2026

Efa aty @ CCI ny représentant ny D**oVans🔥❤️

20/08/2026

🔥 Merci à Passion & Braise by Outfit Custom pour l’invitation ! 🔥
D**oVans sera bien présent le samedi 22 août au CCI Ivato🙏

Au programme dès 10h:
🚗 Show Auto & Moto
🎧 DJ & Looping
🍖 Food & Drink sur place
🏆 Jeux & animations
🎁 Cadeaux & surprises

On invite tous les fans d'auto et moto et surtout fans de D**oVans, on se voit là bas pour des échanges entre passionnés 🤜🤛

**oVans

Photos from D**oVans's post 14/08/2026

MBA tratran'ny Go Stop koa zalahy D**o Vans bicyclettes nandeha Antananarivo - Ambatondrazaka - Antananarivo.
Kely sisa izy ireo Dia ho tafaverina soamatsara eto Antananarivo rehefa avy namakivaky an'iny RN2 sy RN44 rehetra iny.

04/08/2026

Hafaliana ho anay foana ny mizara ny autocollants D**ovans ho an'izay mangataka 😊🙏
👉Ny mpampiasa làlana RN5 Toamasina-Foulpointe angamba dia ankavitsiana no tsy mahalala an'i Mr Dadah, izay miavaka tokoa @ fahamatoram-potoana (ponctualité) rehefa mipaika ny lera dia lôso na feno na tsy feno sy ny fanajany ireo mpandeha mamandrika toerana aminy ary indrindra tsy milalao an-dalana ny anao lahy💪
🇲🇬Ho Soava ny làlana hatrany e👋🙏

Photos from D**oVans's post 01/08/2026

🚐 Ahitana D**O VANS ihany koa ny Regional Menabe! 💪
Morondava – Malaimbandy, tonga hatrany ny fianakaviana D**O VANS. 👏
Kopatanana ho any ilay tompony Bayern e! 😄
> Tsara be ny fiara🥰, mirary lalana milamina sy kilometatra maro tsy misy olana.
D**O VANS – Mampifandray ireo mpampiasa lalana manerana an'i Madagasikara. 🇲🇬

30/07/2026

Kopatànana avy aty Analavory RN1👋😍
Na beka na moto na vam dia anaty tontolon'ny D**ovans daholo e♥️👊

Photos from D**oVans's post 24/07/2026

L’élégance n’a pas besoin d’être moderne pour faire tourner les têtes. 🤍✨
Ce magnifique van prouve qu’un classique bien entretenu ne se démode jamais.
Merci à son propriétaire de représenter fièrement D**o Vans. 🧡🔥
D**o Vans – La passion des vans, d’hier à aujourd’hui.

18/07/2026

📍Ambatolampy

**ovans

13/07/2026

**oVans représente eny amin'ny RN7 eny.
Tsara ny zavatr'olona.
Mankasitraka ny tompony

29/06/2026

Miantsinanana☔🌿🫢

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Antananarivo
101