banky indray😩🍺
VAR Foot Mada
Resaka foot sy izay rehetra manodidina azy ⚽🗣️🔥
19/07/2026
Ity ny vokatra androany…
2 ny Argentine ⚽ ary 1 ny Espagne 🇪🇸
Saika tsy nahafaty i Espagne raha tsy tamin’ny ora farany
.
Soa fa tsy niloka omaly 😀😀
👉🏿Tena efa noheverinay fa ho alainy mihitsy aza ny CDM 2026 ah
14/07/2026
Anio alina, na dia mbola tsy nanomboka akory aza ny lalao dia efa miarahaba sahady ny Frantsay amin’ny fandresena izay ho azony🙏🏿.
👉🏿Tsy hoe amin’ity Demi-finale ihany fa hatramin’ny Coupe du monde 2026 mihitsy satria hitan’ny VAR sahady fa ho azon’izy ireo io. 🇫🇷🏆🔥
12/07/2026
Bravo be kosa i Bellingham e!! 👏🔥⚽
09/07/2026
⚽Tena baolina tena baolina ity androany ity saingy mazava ny resaka fa tsy maintsy ho resin'i Frantsay i Maroc ary raha tsorina aza ny marina dia kobo mialoha fa ho lasan'izy ireo ny Coupe du Monde 2026! 🏆
👉🏿Omeo ao anaty COMS ny pronostikanao ❓
09/07/2026
Tena mafy sy nahay nampitampitaka i CRISTIANO RONALDO fa rehefa sendra an'i LAMINE_YAMAL sy Espagne dia vita ny aminy
tena mahay mamitaka bé koa ry Neymar sy forongony fa rehefa sendra ny ry Erling Haaland sy ny Norvège vita koa ny aminy
Tsy mafy sy mahay no iray amin' ireny ialahy mpangala-jaza io ka hoe hahay hiafona sy hamitampitaka eo foana!!!! Mbola ho traingo ko ialahy
👉🏿Tsy ny baolina ihany lesy no boribory fa ny tany ihany ko.....
👉🏿 Ataovy tonga any aminy ity hafatra ity fa tsy maintsy ho traingo izy
08/07/2026
🎵 Hay teo foana i Messi ×2
🎶 Miandry an’i Égypte izay nania 😀🙏🏿
🎵 Hay teo foana i Messi
Tsy maintsy mangoron'entana ihany koa anio ny Ejipsianina manoloana ny Arzantina. 🇪🇬🔥⚽
Click here to claim your Sponsored Listing.