Pulse Gym Ankarobato

Pulse Gym Ankarobato

Share

🏋️‍♂️ Pulse Gym – Ankaraobato
💪 Perte de poids | Prise de muscle | Remise en forme
👊 Coaching personnalisé
🔥 Feel the Power.

Feel the Pulse.
📞 Contact : 034 76 140 03

29/07/2026

🔥 Tsy fialan-tsasatra no ataon’ny rehetra…

Raha ny sasany miala sasatra, ny hafa kosa manangana vatana sy manova ny fiainany.

☀️ Mafana ny andro.
🎓 Vacances izao.
💪 Fotoana tsara indrindra hanombohana.

Aza miandry alatsinainy. Aza miandry volana manaraka. Manomboka anio.

📍 Pulse Gym Ankaraobato

Feel the Power. Feel the Pulse. 🔥

22/06/2026

🌙🔥 Hariva izao, fa tsy fotoana hialana amin’ny tanjonao.

Mety reraka ianao.
Mety tsy te hanao fanatanjahantena ianao.
Mety hieritreritra hoe “rahampitso indray”.

Fa ny vokatra tadiavinao dia avy amin’ny zavatra ataonao anio.

💪 Aza miandry motivation. Mahaiza manaja discipline.
Izay tsy mijanona no mahazo vokatra.

📍 Pulse Gym
Miasa mangina. Miseho ny vokatra. 🔥

18/06/2026

🔥 Tsy ho matanjaka isan’andro ianao. 🔥

Misy andro reraka.
Misy andro tsy te-hankany salle.
Misy andro mahatsapa ho tsy mandroso.

Normal izany.

Aza mampitaha ny tenanao amin’ny hafa.
Aza avela hanakana anao ny fahakiviana.

💪 Ny résultat dia tsy avy amin’ny motivation, fa avy amin’ny discipline.

Tohizo na dia sarotra aza.
Tohizo na dia miadana aza ny progrès.

Ny tanjonao dia ho tratra, raha tsy mijanona ianao. 🔥

💪🔥

16/06/2026

🔥 6 mois sont déjà passés. Et toi, où en es-tu ? 🔥

6 mois lasa izay, maro no nilaza hoe :
“Hanova ny vatako aho amin’ity taona ity.”

Fa ankehitriny?
Mbola fikasana ve sa efa misy vokatra hita?

💪 Ny résultat dia tsy avy amin’ny faniriana.
💪 Tsy avy amin’ny fialan-tsiny.
💪 Fa avy amin’ny asa atao isan’andro.

Aza avela handalo fotsiny koa ny 6 volana manaraka.

Manomboka anio. Miezaha anio. Miova anio.

🔥 Pulse Gym — toerana anaovana résultat, fa tsy fikasana fotsiny.

💪🔥

01/06/2026

🔥 ALATSINAINY + FIANDOHAN’NY VOLANA = TSY MISY FIALAN-TSINY 🔥

Ny sasany mbola mieritreritra…
Ny ato Pulse Gym efa mihetsika 💪

Tsy miandry motivation izahay.
Manao action izahay.

Raha mila fiovana ianao…
tsy rahampitso, tsy amin’ny volana manaraka — fa anio. 👊🔥

📍 PULSE GYM — toerana anaovana changement sy résultat.

22/05/2026

🔥 VENDREDI SOIR.

🚨 Pendant que la ville sort…
EUX travaillent sur leur futur physique. 🔥

Pas de magie.
Pas d’excuse.
Juste du travail. 💪

Tu regardes les transformations des autres…
ou tu commences enfin la tienne ?

📩 “GO” en privé.

20/05/2026

“Morning training = résultats. 🔥

Raha te hiova ianao, mila manao zavatra tsy vitan’ny olona rehetra. 💪
Tonga maraina. Miasa. Mandroso.

📍Pulse Gym”

13/05/2026
11/05/2026

🔥 LUNDI = PAS D’EXCUSES 🔥

Pendant que certains dorment encore sur leurs objectifs…
eux ont déjà commencé à changer leur vie 💪

📍Chez Pulse Gym, le lundi ce n’est pas :
❌ “je commence la semaine prochaine”
❌ “j’attends la motivation”

C’est :
✅ discipline
✅ transpiration
✅ résultats

Le corps que tu veux ne viendra pas tout seul.
Chaque séance compte.

🚨 Rejoins ceux qui passent à l’action.

📩 Inbox “GO” si toi aussi tu veux transformer ton physique avant les autres.

06/05/2026

🚨 JEREO TSARA 👇

Ity no différence entre:
❌ OLONA MITADY EXCUSES
✔️ OLONA MANDRAY DÉCISION

➡️ AVANT: mahia, tsy forme, tsy matoky tena
➡️ APRÈS: vatana feno, matanjaka, mahasarika 😤🔥

💥 Tsy miracle io.
💥 Tsy chance.

👉 Izy NIASA.
👉 Izy NIARAKA TAMINAY.

Fa ianao?

❌ Mbola miteny hoe “rahampitso”
❌ Mbola miandry motivation

😤 ZAVA-MISY:
Raha tsy miova ianao dia hijanona ho toy izao foana.



⛔ Tsy ho an’ny olona malemy saina
⛔ Tsy ho an’ny mpanao excuses

✔️ Ho an’izay tena te hiova ihany

📩 Soraty “GO”
👉 Raha sahy ianao

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Ankarobato
Antananarivo