As Sainte Anne

As Sainte Anne

Share

OFFICIEl

Photos from As Sainte Anne's post 08/06/2026

⚽Ireo no hery ao Ambadika 🔥

Ireo no teo foana nanohana sy nampahery nandritra ny fotoana rehetra 🤍🩵

💯
💯

Photos from As Sainte Anne's post 05/06/2026

⚽📸 Topimaso nandritra ny 1/4 de Finale retour

AJESAIA 🆚 AS SAINTE ANNE

🔥
🤍🩵
⚽🔥

Photos from As Sainte Anne's post 04/06/2026

⚽️PFL 2025-2026
Nifarana teo amin’ny ampahefa-dalana ny diantsika
Izay no vita ary raisintsika am-panetren-tena ny vokatra.

Mankasitraka ny mpilalao rehetra, ny staff, ary indrindra ianareo mpankafy izay nanohana sy niara-dia taminay hatrany🙏
Misaotra niara-niady, niara-nino ary niray fo nitondra sy niaro ny lokontsika💙🤍

Tonga hatreo ny dia , saingy tsy eo no hiafaran’ny tantara. Lesona sy traikefa no entina hanohizana ny lalana indray, satria mbola maro ny tanjona.

Mbola hiaraka hanoratra pejy vaovao ho an’ny klioba. 💙🤍⚽️

01/06/2026

🔥⚽ PLAY-OFFS RETOUR ⚽🔥

AJESAIA 🆚 AS SAINTE ANNE

📅 Mercredi 03 Juin 2026
🕦 11h30
🏟️ Stade Elgeco Plus By-pass

Jusqu’au bout.
Allez AS Sainte Anne ! ⚽🔥💪

Photos from As Sainte Anne's post 01/06/2026

⚽📸 Topimaso tamin’ny YAS Coupe de Madagascar

AS SAINTE ANNE 🆚 PREMIUM FC

⚽🔥

30/05/2026

⚽🔥 YAS COUPE DE MADAGASCAR 🔥⚽
🏆 16e de Finale

AS SAINTE ANNE 1-0PREMIUM FC

28/05/2026

⚽🔥 YAS COUPE DE MADAGASCAR 🔥⚽
🏆 16e de Finale

📅 SAMEDI 30 MAI 2026
🕙 12H00
📍 Stade CFFA Iavoloha

🆚 AS SAINTE ANNE VS PREMIUM FC

Photos from As Sainte Anne's post 22/05/2026

📍Stade Elgeco Plus
Fitsapana terrain sy fanohizana ny fanazarantena, ho fiatrehana ny match retour amin’ny fahavononana feno. 💪

21/05/2026

🔥 PLAY OFF RETOUR 🔥
Mbola misy 90 minitra hiadiana, 90 minitra hiarovana ny loko sy ny voninahitry ny klioba🤍🩵

📅 Sabotsy 23 Mai 2026
⏰ 14h00
📍 Stade Elgeco Plus By Pass

AJESAIA 🆚 AS SAINTE ANNE

Photos from As Sainte Anne's post 19/05/2026

Topimaso tamin’ny lalao ny Sabotsy lasa teo, izay nihaonan’ny Ekipantsika tamin’ny AJESAIA.
Tsiahivina fa resy tamin’ny salan’isa 2 noho 1 isika tamin’ity fihaonana ity.

Na teo aza ny vokatra, mbola mitohy ny tolona sy ny ezaka. Misaotra hatrany anareo niaraka sy nanohana ny ekipa.” ⚽🩵🤍

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Anjomakely
Antananarivo