26/06/2026
Miarahaba ny Malagasy rehetra tsy vaky volo nahatratra izao fankalazana ny fahaleovantena izao đČđŹâš
Teto aminâny , efa nanomboka ny fankalazana izahay taminâny Talata lasa teo taminâny alalanâny Indepen.DANCE party! đ„đ
â ïž Fampahatsiahivana:
TSY MISOKATRA ny salle ANDROANY fa manome toerana ho anâny fankalazana.
Rahampitso dia miverina indray isika, mavitrika kokoa! đ
22/06/2026
Manasa antsika rehetra ny La Grinta Gym hiaraka hankalaza ny Fahaleovantena aminâny Ă©quipe mpanao Zumba đđ Ho anâity erinandro ity manokana dia ho atao ny Talata 23jona aminâny 3ora tolakandro ny cardio dance antsika.
Rehefa avy manala azy amin'ny Zumba isika, dia mitohy ny fety aminâny 4 hatraminâny 5 ora ariva: miresadresaka, maka sary, mifaly, miara-mizara izay voatsirambinâny tanantsika sy manome voninahitra ny lokon'ny tanindrazantsika. âïžđČđŹ
đ DRESS CODE : misafidiana aminâireo loko mandrafitra ny sainam-pirenena malagasy ho anâny akanjo ambony (Miakanjo Fotsy na Maitso na Mena) ary mainty kosa ny ambany đ
đ Toerana: Rond Point Rocade Andohatapenaka Maki
đ Daty sy Ora: talata 23 Jona - 15h
đ« Fandraisana anjara / PAF: Tarif unique 5.000ariary ny Zumba đ Samy mitondra ny tsakitsaky na zava-pisotro hifampizarana izay tiany
15/06/2026
Ho atomboka aminâny kotrana ity herinandro ity sa akory ?
â° Aminâny 06:30 maraina hatraminâny 19:30 hariva hatrany no misokatra ny ny alatsinainy hatraminâny zoma ary aminâny 06:30 maraina hatraminâny 15:30 kosa ny asabotsy đ€
đHo anâizay tsy mbola mahita ny misy ny salle dia afaka mampiasa ilay code QR io ambany io ianareo đ
03/06/2026
âŒïž Aza adino ny misotro rano o! Na mikotrana na tsia dia ilainâny vatana foana ny rano. đŠ
đ Aza adino ihany koa ny Zumba/cardio dance antsika rahampitso ariva, 17h đ€
đ Rond point rocade Andohatapenaka Maki