City Forever

City Forever Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from City Forever, Sports, Antananarivo.

ARY I RODRIGO ITY HOA TSY HITA INTSONY APRES NANAOVAN'I DOKO AZY TOIZAO E🤣🤣MBOLA MILALAO BAOLINA KITRA VE LE ZALA IO SA ...
18/09/2026

ARY I RODRIGO ITY HOA TSY HITA INTSONY APRES NANAOVAN'I DOKO AZY TOIZAO E🤣🤣
MBOLA MILALAO BAOLINA KITRA VE LE ZALA IO SA EFA NAKA RETIRETY 🤣🤣
MBA MIJERY TELE IHANY AHO FA OTRANY TSY MBA MAHITA AZY MIHITSY

Cyborg  Nandritra ny lalao  Cup omalyTsy tafiditra tanaty lisitra izy fa nijery mivantana ny lalao  🩵🩵
18/09/2026

Cyborg
Nandritra ny lalao Cup omaly
Tsy tafiditra tanaty lisitra izy fa nijery mivantana ny lalao
🩵🩵

Tsy sarotra tamin'ny ekipa B ny nandresy Norwich tamin'ny lalao alina.Namirtra ireo zandry kely vao sambany nilalaoAnisa...
18/09/2026

Tsy sarotra tamin'ny ekipa B ny nandresy Norwich tamin'ny lalao alina.
Namirtra ireo zandry kely vao sambany nilalao
Anisan'izany i Allan nahavita tolotra 1 sy nahatafiditra baolina 1
I Samba indray nahavita doublé
Mahafinaritra ity saison ity raha mitohy izao ezaky ny mpilalao tsirairay izao
🩵🩵

Lalao anio Vs    Carabao Cup  🏆⚽️  🩵🩵
17/09/2026

Lalao anio
Vs

Carabao Cup 🏆⚽️
🩵🩵

  réclame leur défaite face au Grand   dimanche dernierMais   confirme l'incapacité de Manchester_United hier soir en le...
17/09/2026

réclame leur défaite face au Grand dimanche dernier
Mais confirme l'incapacité de Manchester_United hier soir en le laisser marquer 2 buts pendant 70 minutes 🤣🤣🤣
Donc pas besoin de dire quelle est la couleur de la ville de Manchester 😂🩵
🩵🩵

Mpilalao tsy de anisan'ny malaza i Mark Guehi ity fa hatramin'ny nahatongavany tao amin'ny klioba ny volalana Janoary 20...
15/09/2026

Mpilalao tsy de anisan'ny malaza i Mark Guehi ity fa hatramin'ny nahatongavany tao amin'ny klioba ny volalana Janoary 2026
Dia mbola tsy tojo faharesena ny klioba raha mbola nijoro izy tamin'ny lalao PL 19 naha tompon-toerana azy.
Raha izao no mitohy de ho azo antoka fa ho champion isika
Zaho manantena amin'ireto elements tsika tena en forme daholo ireo.
Ho lavitry ny ratra fotsiny
🩵🩵

Tena nahazo ny klioba nahazo an'ireto irakiraka iretoTena hita be ny ezaka sy ny fahaiza-manaony eny ambony kianja  🩵🩵
15/09/2026

Tena nahazo ny klioba nahazo an'ireto irakiraka ireto
Tena hita be ny ezaka sy ny fahaiza-manaony eny ambony kianja
🩵🩵

13/09/2026

Indramiko kely ity aloha 😂🤣
🩵🩵

Fandresena lehibe   0 - 1  Manchester is blue🩵🩵 Efa nilalao 10 isika fa mbola nahavita niaro ny loko manga i   sy    🩵🩵
13/09/2026

Fandresena lehibe
0 - 1
Manchester is blue🩵🩵
Efa nilalao 10 isika fa mbola nahavita niaro ny loko manga i sy
🩵🩵

Manararaka lalao mivantana PL ato za de mahita fa mafy ireto   iretoNatsimbadikany ry   atoMatsiro zala PL ty a  🩵🩵
12/09/2026

Manararaka lalao mivantana PL ato za de mahita fa mafy ireto ireto
Natsimbadikany ry ato
Matsiro zala PL ty a
🩵🩵

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when City Forever posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category