π΅π΄
Barcelone Mada Fan's
π΅π΄ πππππππππ ππππ π ππβπ π²π¬
Iza no admin anito page itoπ?
Ao amn com's lien pagin'ny ADMIN BARCELONE MADA FAN'S π΅π΄
Influenceur ny admin antsika Kayπ
π₯±ππ
io ambany io pagitsika Vaovao πππ..Andao suivrena ary ... averiko Maty ito pagitsika ito tompoko π
Salama isika β¨
Maty tompoko ito pagitsika ito ka ao amn Com's lien pagitsika Vaovao π
18/08/2026
π¨ BARCELONA SY MAN CITY DIA NANAO SONIA NY ANTONTARATASY OFISIALY REHETRA MOMBA NY FAMINDRANβI RODRI π΅π΄
Vita tanteraka ary voasonia ny fifanarahana eo aminβny klioba roa tonta, mitentina 60 tapitrisa β¬ + 16 tapitrisa β¬ bonus. Havoaka aminβny fomba ofisialy androany izany.
Rodri dia hanao sonia fifanarahana 4 taona ao aminβny foibenβny BarΓ§a, raha mbola mandeha aminβizao fotoana izao ny dingana rehetra momba ny fitiliana ara-pahasalamana, miaraka aminβi Cancelo.
Vita ny fifanarahana. πππΌ
Barcelone Mada Fan's πβ€οΈ
08/08/2026
π¨ VAOVAO MAIKA: MATOKY TANteraka ny antoko rehetra voakasiky ny fifindranβi RODRI fa ho tanteraka izany! π΅π΄π£
Barcelona dia hanatsara ny tolotra ataony ho anβi Rodri, ary eo aminβny lafiny mpilalao kosa dia mazava tsara ny faniriany hanatevin-daharana anβi BarΓ§a.
Araka ny loharanom-baovao akaiky ny fifampiraharahana, Man City dia manantena fa hifindra any BarΓ§a i Rodri aminβity fahavaratra ity, saingy mbola mangataka vola ambony kokoa izy ireo.
Nolavinβi Man City ny tolotra β¬45M + β¬5M bonus, ka hanatsara ny tolotrany tsy ho ela i Barcelona mba hanafainganana ny fifampiraharahana. π
page Barcelone Mada Fan's πβ€οΈ
30/07/2026
Maillot tena mlayπ tsara kalitao ; amilay tsy mandoro π maroko tsara ny lamba, ambony ambany ary alefa mora fa aza tara, livraison Tana π΅
Num : 0387107040
20/07/2026
FΓLICITATIONS ππ₯³
FRANCE vs ANGLETERRE
IZA ENAO ??
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antananarivo