U.S Ankadifotsy Rugby

U.S Ankadifotsy Rugby

Share

Existe depuis 1922

05/08/2026

Izahay ato amin'ny USA rugby dia miara ory amin'ny fianakavian'i Bien.
Mankahery ny tontolo ny Rugby ihany koa fa very namana.

Handry am-piadanana ny fanahiny πŸ•ŠοΈ

πŸ•ŠοΈ Misaona ny tontolon'ny rugby Malagasy... πŸ‰πŸ–€

Efa voamarina fa i Bien tokoa ilay vaovao nihely teoπŸ₯Ή

Raha tsiahivina dia isan'ireo lΓ©gende-n'ny rugby Malagasy izy, nitondra avo hatrany ny voninahitr'i Madagasikara πŸ‡²πŸ‡¬ ary nahazo ny mari-boninahitra Chevalier de l'Ordre National. πŸ…

Ny pejy Monde du rugby dia maneho ny fiaraha-miory amin'ny fianakaviany sy ireo rehetra akaiky azy 🀍

πŸ™ "Ilay Andriamanitra Tompon'ny fampiononana anie hampionona anareo rehetra, ary hanome hery hiatrehana izao fotoan-tsarotra izao."

πŸ•ŠοΈ Mandria am-piadanana, Zoky. Ho velona mandrakizay ao am-pon'ny mpankafy rugby Malagasy ny lova navelanao πŸ‰πŸ–€

30/07/2026

πŸŽ‰ π—₯π—”π—¦π—’π—”π—‘π—”π—œπ—©π—’ π—«π—”π—©π—œπ—˜π—₯ 𝗑𝗬 𝗒𝗑𝗝𝗔 π—Ÿπ—”π—Ÿπ—”π—œπ—‘π—” πŸŽ‰

Miarahaba anao nahatratra ny fitsingerenan'ny taona nahaterahanao izao. Mirary ny soa sy ny tsara ho anao hatrany. Ho tanteraka avokoa ny zavatra rehetra irin'ny fonao.

Happy blessed day
Enjoy it 🌿

27/07/2026

[ HEY GUYS πŸ‘‹πŸ½]
The team wishes you a happy new week for all of us.
Another week to step closer to our gols.

Mirary herinandro vaovao ho antsika tsirairay avy.
Herinandro vaovao indray entina manakaiky fona ny tanjona tiantsika ho tratrarina. Mirary soa 🌿

U.S Ankadifotsy Rugby πŸˆπŸ’šπŸ‡³πŸ‡¬

21/07/2026

BONNE SEMAINE Γ€ TOUS, MES FOLLOWERS πŸŒΏπŸ’š

20/07/2026

[ MIARAHABA E! 🌿 ]

Araka ny hitantsika omaly dia niala ny kianja ny mpilalao raha mbola tsy tapitra ny temps.

Ny antony dia ireto manaraka ireto:
1. Teo amin'ny faha 54mn nilalaovana dia nanatitra essai ny NΒ°8 ( P**n ) izay tsy nekeny ny arbitre.

2. Teo amin'ny faha 72 mn, nisy placage Γ  haut niseho. Efa nanangana rΓ¨gle10 ny arbitre de touche avy eo najanony ndray dia navadiny mΓͺlΓ© ho an'ny FTM nefa dia teo ambany masony no niseho ilay izy.

Noho izany, misy erreur technique d'arbitrage tamin'ilay lalao koa mangataka izahay ijerena akaiky ny fitarainanay

Toy izao hitantsika amin'ny video izao ny zavatra niseho. Ao amin'ny commentaire ny video sasany..

Monde du rugby
Malagasy Rugby

U.S Ankadifotsy Rugby πŸˆπŸ’šπŸ‡³πŸ‡¬

19/07/2026
19/07/2026

[ SALANITRA E! 🌿]

Tsy maro koragna fa tongava maro atsika.
Rendez-vous Γ  14heures

U.S Ankadifotsy Rugby πŸˆπŸ’šπŸ‡³πŸ‡¬

17/07/2026

π— π—œπ—”π—©π—œπ—” 𝗠𝗔π—₯𝗒 π—₯π—’π—Ÿπ—”π—›π—¬ π—˜!
π— π—œπ—”π—©π—œπ—” 𝗛𝗔𝗑𝗒𝗛𝗔𝗑𝗔 π—˜π—žπ—œπ—£π—”π—‘π—§π—¦π—œπ—žπ—”!

U.S Ankadifotsy Rugby πŸˆπŸ’šπŸ‡³πŸ‡¬

Photos from Monde du rugby's post 16/07/2026

On est prΓͺt πŸˆπŸ’šπŸ‡³πŸ‡¬

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Ankadifotsy
Antananarivo
101