Squad-X Club Volleyball

Squad-X Club Volleyball

Share

Le sport est avant tout un art de vivre

09/06/2026

No comment pour Diane Farah.

Squad-X

Photos from Fédération Malagasy de VolleyBall's post 01/06/2026
Photos from Squad-X Club Volleyball's post 31/05/2026

: du 27 au 30 Mai 2026 à Antananarivo.
Isaorama manokana ny Fédération Malagasy de VolleyBall , ny FIVB izay tsy zoviana amintsika intsony Mr Jean Honore Razafinjatovo.
Isaorana koa ireo mpakasary marobe sady prom ihany koa.
Squad-X Club Volleyball
fans

Photos from Squad-X Club Volleyball's post 23/05/2026

🏐✨ Coupe de Madagascar – Beach Volley ✨🏐

Fières de nos joueuses pour leur participation et leur belle représentation du club lors de cette Coupe de Madagascar organisée par la Fédération. ❤️🇲🇬

Andri , Yannick , Diamondra , Fitiavana 👯‍♀️

Une belle expérience, de beaux souvenirs et encore beaucoup à apprendre pour la suite. 💪☀️

Merci les filles pour ce parcours et cette énergie tout au long du tournoi. Alefa foana ! 🔥🏐

12/05/2026

Joyeux anniversaire coach-Boudha anay 🥳🥳
Mirary soa sy ny tsara indrindra anao izahay
Misaotra misy dia ho tahian’Andriamanitra hatrany ianao sy ny ankohonanao

Photos from Squad-X Club Volleyball's post 04/05/2026

An- kafaliana hatrany no nandraisana Ireo zoky Ray aman- dreny tonga nirary soa ny ekipa ho amin’ny taom-pilalaovana 2026. Misaotra anareo teo foana ary mbola ho eo foana fa hery lehibe ho anay ny manana anareo eo anilanay ❤️

Hiaraka handroso sy hifampitantana isika 🤝

Mankasitraka indrindra tompoko 🙏🏼
Msr le Ministre de la Sécurité Publique ERIC Michel Idrissa
Msr le PDS Feno RALAMBOMANANA
Msr le Député IIIeme Arrondissement RAMBOARIVELO Andrianantenaina
Jocelyn W***y
Msr Pdt Ligue Analamanga Zo ANDRIAMAMPANDRY
Membres STAFF CLUB
Coaches
Joueuses

02/05/2026

ity indray ny fotoanantsika ho an’ny match manaraka ! Bon match les filles

26/04/2026

🔥 RÉSULTAT MATCH – 26 AVRIL 🔥

Nandresy 3-0 avokoa ireo ekipa SQUAD (1DF sy 2DF) tamin’ny lalao androany, Bravo les filles !!

Alefa foana Squad 👏👏

23/04/2026

ity indray ny match manaraka, 1DF
Squad-X 🆚 GNVB1
26 avril • 11h • Itaosy

Venez nous encourager ♥️🏐
(Sary tany Seychelles)

09/04/2026

Mikitrakitsana dia manabe régime ! 🙈😅

Aza adino Lalao voalohany Analamanga 1DF ny Alahady ho avy izao @ 8 ora eny Betongolo

AMVB VS SQUAD-X
Tongava maro manohana e! alefa Squad

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

Antananarivo