04/08/2026
Sao misy tsy maharaka fa io ny programme antsika an
Ao isika no hitantara ny game RS satria tsy ambakan'ny hafa izy itony
Unis par la Passion
04/08/2026
Sao misy tsy maharaka fa io ny programme antsika an
Ao isika no hitantara ny game RS satria tsy ambakan'ny hafa izy itony
25/07/2026
Holà la Team Rs-Z-Zero 👋👋
Indro Ny masaka azo atolotra
Fihaonana izay efa nifampiresahana
Anaty affiche ny ora, ny fandaharana, sns ka manasa
Manasa antsika tsy ankanavaka àry
Holà la Team Rs-Z-Zero 👋👋
Indro Ny masaka azo atolotra
Fihaonana izay efa nifampiresahana
Anaty affiche ny ora, ny fandaharana, sns ka manasa
Manasa antsika tsy ankanavaka àry
Rasso antsika tam fotoan'androny
Tam taona firy zany zao ito
Quoi de neuf zalah?
👉🏻Mandeha miadana isika, mahafinaritra foana
Ambatolampy2ndRando2026
14/06/2026
Vidéo kely namaranana ny 14/06/2026 avy any ambatolampy RN7
Arahabaina vita soa ny ofisialy andiany faharoa teto amin'ny vondrona Team Rs-Z-Zero
Manasa antsika àry, alatsaho eto amin'ny commentaires an'ny pejy avokoa izay sary ananantsika any 🔥
Identifieo lerony
Ho avy ny fihaonana manaraka ka araho ny pejy sy ny vondrona https://facebook.com/groups/553531361763905/
Aza adinoina koa fa tokony hiomana isika amin'ny fitsidihina tera-bao. Zanatsika ihany izy ireny
Anaty discu miresaka an'izay 🤫
02/06/2026
Miarahaba zalahy sy zavavy ah 👋
Mivoaka amin'ny fahanginana ary isika eto 🎤
Inty no fanambaràna mikasika ny fivoahana ofisialy faharoa izay iarahantsika.
Team Rs-Z-Zero dia manana ity pejy ity ho fampahafantarana sy fanentanana antsika mankafy sy mpitaiza ireo karazana scooter ireo.
Ambatolampy 104 no destination, ho revanche tamin'ny taona lasa izay tena mbola ratsy lalana be🤦
Efa noresahintsika io fotoana io tao anaty AG sy tao anaty groupe de discussion.
Entano ary ny namana.
Andao hifampandroso 🔥🛵🛵💯💯
07/04/2026
Miarahaba e 👋
nangina kely isika tato ho ato zay e?
Calme avant la tempête angamba 🤭🤫
AIZA NO REVIREVENAREO IZAO, MBA ANDEHANANA VETIVETY ?
Tahirin-tsary kely iray ito, dimy taona lasa hono izao ito 😎
Pro improvisé talatavolonondry izy teto
iza avy indray ary reo oh?
iza ilay mbola tsy miala kanefa izy tsy rasta akory 😆😆
tsy misy miala eo rast'ahh🤙
avoahy ny souvenir 🫶🫶
17/03/2026
Miarahaba eh 👋👋👋👋
Isika dia miezaka hatrany mba tsy ho ny fivoahana ihany no vaindohan-draharaha
Team Rs-Z-Zero sady passion no vie en société araky ny fiteny vahiny
Ka dia notanterahintsika ny adidy satria isika tsy olon-dratsy 🥹
Mankasitraka antsika rehetra amin'izany fahatsapana izany, hoe iray isika ka na mamy na mangidy dia soroka miara-milanja tokoa 💪💪ary tongotra miara-mamindra🚶🚶🚶
Tongava hatrany mba ifankahalalàna bebe kokoa
Ifampizarantsika eny foana ny hafaliana, iarahantsika eny fa na andro maloka aza