Madagascar Sevens Men

Madagascar Sevens Men

Share

Equipe Nationale de Rugby à 7 Homme 🏉🇲🇬

01/09/2026

Mangotraka an!! 🔥

Photos from Madagascar Sevens Men 's post 29/08/2026

Bolo Kely is back! 🔥

26/08/2026

« Ny an’i leity dia Dynamique foana na mandihy aza! »
« Tsy mifanaraka amin’ilay mozika mihitsy izany! » 😂😂

➡️Ireo no tenin’i Coach Razily raha nampandihy an’i Rambelo izahay anio, noho ny fitsingerenan’ny taona nahaterahany 🥳🎁
✅ Tena marina io voalaza io fa isan’ny mpilalao mavitrika sy « discipliné » indrindra i Rambelo ato amin’ny ekipam-pirenena! 🇲🇬
Andao hirary soa azy e! 🥰

Photos from Madagascar Sevens Men 's post 24/08/2026

Makis letsy izahay aah!! 🔥
🇲🇬

21/08/2026

Mirindra tsara ny fanomanana ato an! 🔥
Aminazy tsara ihany koa ny forme 😉💪🏽

17/08/2026

Ny tarigetra tsy miova!! 🔥🔥
Ho an’i Gasikara 🇲🇬

10/08/2026

Apetraka eo an-tanan’ Ilay Nahary foana izay rehetra kasaina! 🙏🏽
Manomana hatrany ny « soldats » ato! 🔥
Soava ny herinandro 😉💪🏽

Photos from Madagascar Sevens Men 's post 06/08/2026

Nanatanteraka ny fanaovam-beloma farany an’i Bien (Tsiliva) ny Madagascar Sevens Men anio 🥀
Mandria am-piadanana rahalahy 🤍

03/08/2026

« Champion d’Afrique no tanjona! 🏆
Samia manonofy! Miantomboka amin’izany ny zava-drehetra… »

Ireo no teny nambaran’i Coach Razily nandritra ny fety kely nomanina ho azy anio noho ny fitsingerenan’ny taona nahaterahany. ❤️
Mirary soa ho anao hatrany Grand!! 🇲🇬❤️

30/07/2026

🎉 Andao iaraka hanao « Joyeux anniversaire » an’i Grand ao anaty commentaires daholo e!! 🎉
Mirary soa foana Mika aah! 💪🏽🇲🇬

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Antananarivo
101