30/09/2026
Efa fantatrao ve hoe toy ny ahoana sy ahoana no ilain'ny vatanao ao anaty iray andro?
Na ny macronutriments io (protides, glucides, lipides) na ny micronutriments sy ny sels minéraux...
Rehefa hita izay dia afaka mahazo sary tsara kely ohatr'izao ianao.
Efa tena mivoatra ny "Technologie", efa betsaka no afaka mamaly ireo mila fantatra ireo.
Fa eto foana ihany anefa izahay hanome torohevitra anao 😁
Ps: sary tany aminareo ihany