Merci
Webb Trade
Sporstyles
Fihetsika kely mety hanavotra ny hafa
Un petit geste qui peut sauver les autres
A small gesture that can save others
Tsara ho fantatra
Iza ndrai zani nibata akoho tao tao zani e,
Ny tenako dia mpanaraka an'ito taranja ito, ny zavatra itako sy henoko dia misy mpitsara lalao maro2 izay voasazy sy voaroaka nohon'ny resaka kolikoly, mande ila iany anefa ilay fanasaziana satria ilay club nanaovana kolikoly dia tsy voakitika mihintsy, mba mangataka 'andraikitra ao sy MR mba TSY hanaiky ny zavatra toy izao ary handrai andraikitra sy hanasazy ny club mpanimba ny imagen'ity taranja ity satria ny zavatra toy izao no vao maika hanaratsiana sy hitsaran'ny fiaraha-monina ny taranja, fanampin'izay misy membren'ny XV Ovale izay mpilalao ao manana ny fahaizany fa dia zavatra tokony ho hainao tsara oe rehefa nisafidy ny hitsara (tenter le but) ny ekipanao dia tsy azo entina tanana intsony iny baolina iny, ny tee efa mipetraka, nefa dia izay no niakaranao teny ambony kianja, nanome tsiny ny arbitre. Jereo ny Règle 8.20 World Rugby
fait attention
Manakaiky ny vacances a
Tena fiarovana tsara tsy nisy hadisoana!
What a flawless defense!
Quelle belle défense sans faute
¡Qué defensa tan impecable!
Was für eine fehlerfreie Verteidigung!
Che difesa impeccabile!
19/01/2026
1. Les Bases Réglementaires (World Rugby)
Le document de référence est le Règlement de World Rugby, plus précisément la Règle 9 : Jeu Déloyal.
• Règle 9.28 : "Un joueur ne doit pas manquer de respect à l'autorité de l'officiel de match."
• Règle 9.29 : "Un joueur ne doit pas verbalement maltraiter l'officiel de match."
• Règle 9.30 : "Un joueur ne doit pas établir de contact physique avec l'officiel de match."
Pour les dirigeants (Présidents, staff) : Ils sont soumis au Code de Conduite (Règlement 18). Toute agression ou insulte envers un arbitre est considérée comme une "atteinte à l'image du rugby" et une violation grave de l'éthique sportive.
________________________________________
2. Fanazavana
Ny lalàn'ny rugby dia manaja fatratra ny mpitsara. Na inona na inona fanapahan-kevitra noraisin'ny mpitsara (na diso izy na marina), fady ary voarara mafy ny mikitika azy, ny miteny ratsy azy, na ny manao herisetra aminy.
Ireo sazy mety hihatra (Ny sanctions)
Raha misy ny herisetra na fanafihana mpitsara, ireto avy ny sazy mety hidonan'ny mpilalao, ny mpanazatra, na ny Filohan'ny klioba:
• Ho an'ny mpilalao (Mivantana):
o Karatra mena (Carton rouge): fandroahana tsy ho eo amin'ny kianja avy hatrany.
o Fampiatoana (Suspension): Mety ho raran'ny ligy na ny federasiona tsy mahazo milalao mandritra ny volana maromaro na mandritra ny taona maro (na mandritra ny androm-piainana mihitsy raha toa ka herisetra mivaivay).
• Ho an'ny Filohan'ny klioba na ny mpitantana:
o Fandrarana amin'ny kianja: Tsy mahazo miditra ny kianja intsony izy.
o Sazy ara-bola (Amende): Tsy maintsy mandoa vola be ny klioba noho ny fihetsiky ny mpitondra azy.
o Sazy ho an'ny klioba: Mety hoesorina isa (points) ny ekipa, na hafindra sokajy ambany (relégation), na ho voaroaka (radiation) mihitsy ny klioba.
• Sazy ara-pitsarana (Justice civile):
o Koa satria "herisetra" (agression) no niseho, afaka mitory any amin'ny polisy na ny fitsarana ilay mpitsara ho an'ny fanenjehana ara-pahalalana (pénal).
Tsara ho fantatra: Ny mpitsara dia heverina ho "tompon'andraikitra amin'ny asam-panjakana" (mission de service public) ao anatin'ny kianja, ka mavesatra be ny sazy ho an'izay mikasika azy.
https://www.world.rugby/organisation/governance/regulations/reg-18
Araho hatrany ny pejy
Regulations | World Rugby Information about the game's laws and regulations, including the World Rugby Laws app
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
101