07/04/2026
NY TEKNOLOJIA SY NY TRAIKEFA MIHAONA ATO AMIN'NY DIEU DIGITAL STUDIO! 🎙️🎭
Marina ny anlahhh 😁 tombontsoa lehibe ho anay ny nandray an-dry Ratrema teto amin'ny Studio androany. Tsy hira ihany no mivoaka ato, fa hatramin'ny Doublage Film sy ny feo anaty horonantsary aza dia efa matoky ny fitaovantsika ny kalazalahy eto Madagasikara.
De base, rehefa ny kalitaon'ny feo no resahina, dia tsy misy vazivazy:
✅ Micro AT2020 mamoaka ny antsipiriany rehetra.
✅ Interface M-Audio Air ho an'ny fahadiovana "Digital".
✅ Fanah sy traikefa mikasika ny feo.
Jereo koa ireto mpanjifa milahatra eo ivelany ireto 😝🤣, efa vonona ny rehetra hisitraka ny vokatra tsara indrindra ety Ankazomanga!
Mbola mitady studio ve ialahy? Aza mivezivezy intsony fa ny pro aza efa tonga aty!
📩 Mandefasa MP avy hatrany hamandrihana ny fotoanao!
📍 Toerana: Ankazomanga.
📞 Contact: +261 33 36 015 50.
04/04/2026
Ny studio mangina sy traité ihany no mamoaka hira mirafitra. (De base)
✅ Pack Solo: 45.000 Ar
✅ Mixage Vocal: 30.000 Ar
✅ Formation: 20.000 Ar / Ora
Miala tsiny fa somary sahirana kely tamin'ny famitana ny hiran'ny mpanjifa izahay tamin'ity herinandro ity! Saingy efa misokatra ny famandrihana fotoana (Booking) ho an'ny herinandro ambony.
📩 MP mivantana na antsoy ny +261 33 36 015 50
📍 Ankazomanga
24/03/2026
TSY ACOUSTIQUE DE BASE IO FA OEUVRE D'ART! 🥚😂
Rehefa miteny ny olona hoe "Efa traité ve ny studio-nao?", dia asehoko azy ity sary ity.
Marina ny anlah, tsy atody intsony no ao anatin'ireo boaty ireo fa ny feonao mihitsy no "couvé" ato mandra-pivoakany ho lasa 'Tube'!
Dieu Digital Studio Ankazomanga: Ny boaty atody efa vonona, ny micro AT2020 efa mafana, ialahy sisa no andrasana! 🤣
📞 +261 33 36 015 50
24/03/2026
Mila feo madio sy mahafinaritra !?? 15.000 Ar fotsiny ny ora fandraisana feo ato amin'ny Dieu Digital Studio Ankazomanga. Studio efa traité, tsy misy écho manelingelina ny inspi anao 😊😁
23/03/2026
Te hanao hira madio nefa voafehy ny budget? Ny Pack Solo no valiny! Manomboka amin'ny 45.000 Ar (Minimal) hatramin'ny 60.000 Ar+ (Pro/Mihabo) dia efa vita tanteraka ny hiran'ialahy. Prise de son amin'ny AT2020 + Mix + Master.
Afaka manantona MP AVY hatrany Raha misy fanontaniana manitikitika 😁
Toerana : Ankazomanga
Tel : 0333601550
19/03/2026
MITADY ANAY ENY MAHAMASINA VE IALAHY? TSY HITANAO INTSONY!? 🕵️♂️
De base, ny olona "misandrahaka" no misahotaka amin'ny lalan-tsarotra, fa ny Dieu Digital Studio kosa nifindra eny Ankazomanga mba ho akaiky kokoa ny "vibe" vaovao!
Raha mbola eny Mahamasina ialahy izao mitady anay, dia miteny izahay hoe: Marina ny an'ialahiiii, taraiky ialahy! 🏃♂️💨
Tonga any ny fitaovana vao: AT2020 (madio noho ny taloha), M-Audio Air, ary ny fanahinay mbola mitsiky foana.😂
Aza gaga raha tampoka ny fifindrana, fa ny zavatra tsara rehetra dia tonga tampoka foana ohatran'ny mpanjifa manome "avance" be 😝😂 ).
19/03/2026
🚀 DIEU DIGITAL STUDIO : TOERANA VAOVAO, VIBE VAOVAO, FITAOVANA VAOVAO!
Marina ny an'ialahy, tsy mijanona amin'ny teo aloha isika fa mihabo hatrany! Raha tany Mahamasina isika taloha, dia izao kosa efa any ANKAZOMANGA no toby vaovao hisian'ny famoronana.
De base, tsy ny toerana ihany no niova fa ny fitaovana koa dia nampiana hery:
🎤 Nadio ny taloha (B1), fa tonga ny vaovao: Izahay izao dia efa mampiasa ny Audio-Technica AT2020. Feo madio, "précis", ary mamoaka ny tena lokon'ny feonao hatramin'ny farany kely indrindra.
🎚 M-Audio Air 192|4: Interface matanjaka ho an'ny fandraisana feo tsy misy pentina.
🏠 Studio Traité Acoustiquement: Ny rindrina efa namboarina manokana ato Ankazomanga mba tsy hisy "écho" na tabataba manelingelina ny hiranao.
Aza avela ho very ny fanahinao mitady studio eny Mahamasina fa tongava Ankazomanga amin'izay!
📩 Mandefasa MP avy hatrany hamandrihana ny fotoanao!
📍 Toerana: Ankazomanga (Manatòna anay amin'ny MP hahazoana ny adresse).
📞 Contact: 033 36 015 50